Izay tena tia ,tena tia
4. kitjo
(
02/03/2004 15:58)
aiza kosa e,tsy hanao mopera sy masera dol ve ny ol ra zany,
Misy fotoana mety hijaliana fa rfveo an,hum hum...
Misy fotoana mety hijaliana fa rfveo an,hum hum...
5. aladin
(
02/03/2004 16:02)
ka io le hoe ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy e!de adino le fijaliana rehefa mahazo an'ilay horokoroka sy ny sisa.
6. fijo
(
03/03/2004 09:47)
sady rehefa avy miady gidragidra be iny no mifankatia an.tena hm,hmmmm,hmmmmmi.
8. hanitrakely
(
03/03/2004 14:09)
tsy niteniteny foana mihitsyny mpanoratra iray nanao ilay hoe: "tiako ianao nefa halako", satria ehefa mitia anie ka mijaly eh
11. kitjo
(
04/03/2004 20:25)
eny e, mila mahay mijaly refa tia, raha misy zvt mitranga zany,d normale oe mify fotoana hijaliana,
fa aiza kosa v d hijaly fona ny iray moa hampijaly fona koa ny ilany fa mba fitia mifamaly io fa refa nampijay d mba mahay mampifaly koa aveo e
fa aiza kosa v d hijaly fona ny iray moa hampijaly fona koa ny ilany fa mba fitia mifamaly io fa refa nampijay d mba mahay mampifaly koa aveo e
12. rfanjav
(
04/03/2004 12:07)
Fa nahoana kay no hoe mijaly,
marina fa misy ny adiady madinika sy ny "forcing" ataon'ny iray, nefa raha raisina @ hoe "mijaly za" sao d tokony hieritreritra ihany hoe tena tia v za, na hoe tena tia ahy v ty olona ity, fa raha tena tia tsy tokony hahatsapa an'izany fijaliana izany amiko !

13. kitjo
(
04/03/2004 16:36)
eny e, samy mananan ny fandraisany an ilay oe mijaly rfanjav an, fa ao anatinio ny oe mihafy,mandefitra, sns...e.Fa tokn mba mahatsapa tena ilay ray aloha rfveo e
16. rfanjav
(
05/03/2004 18:20)
eto am-pitiavana daholo ny fiainana d milamina io e !
raha ao anatin'ny fifankatiavana ny fijaliana, efa lalam-piainana anie izy izany e!
samy mandalo @ io daholo izany fa ny fisehony @ tsirairay no tsy mitovy !
raha ao anatin'ny fifankatiavana ny fijaliana, efa lalam-piainana anie izy izany e!
samy mandalo @ io daholo izany fa ny fisehony @ tsirairay no tsy mitovy !
17. nananie
(
05/03/2004 15:14)
Zay tena tia tena tia, ary izany indrindra no mampatonga azy mampijaly.Tsy tokony hijanona eo fotsiny amizao anefa, satria tokony andray izany fijaliana izany ho hanantrin'ny ho avy!
19. kitjo
(
06/03/2004 09:32)
resaka zany e,mbo mifamalimaly eo e,mba ts maintsy misy epice koa nge le izy ra ts zany matsatso b e,fa tsy atao amaiska lotra fts fa mankarary vavony..