Izay tena tia ,tena tia
48. mimita
(
26/04/2004 22:11)
marina zany fa lhvtr zany fa matetika ny bandy fona no votsotra mialou ny fitiavanay,mahita hafa tsara2 kokoa izy d eo enao no raisina,mbola sty tena tia izy matou manao anzany!!
49. ikaretsaka
(
26/04/2004 22:33)
tsy ny bandy ihany fa misy kao sipa manao an';io .. fa ny fanafodiny dia miara miezaka manao ilay tsaratsara kokoa dia mifanome izay tadiavina de mandeha foana io ...
hozy ilay sipa philosophy izay raha nanoro ahy.. Hm
hozy ilay sipa philosophy izay raha nanoro ahy.. Hm
52. fijo
(
28/04/2004 23:00)
fa angaha izy io ataonay irery,fa tsy misy sipa miaraka aminay?ilay sipa izany tsy diso?
