Izay tena tia ,tena tia
35. jiolahimboto782000
(
17/03/2004 15:02)
raha hiverenako kely le hoe mijaly, tsy ho tezitra angamba nareo. Ka le fijaliana iny mihintsy ane no tena maha mamy ny fitiavana.
Tsy misy fifaliana azo tsy ao anatin'ny fangirifiriana, na ny man... aza!
Tsy misy fifaliana azo tsy ao anatin'ny fangirifiriana, na ny man... aza!
37. fijo
(
18/03/2004 10:43)
anjaran'i ramaso no mitady ilay seklenay e.hum
za koa te hitia fa tsy mila mijaly ka.
za koa te hitia fa tsy mila mijaly ka.
38. kitjo
(
18/03/2004 13:54)
tsy voatery hijaly foana e, fa arakaraky ny fiodin le tantara io, fa misy ny mijaly d milay b aveo,
misy koa nefa milamina b fona,
misy ndray ny ray zatra mampijaly fona d tsy miova mitsy d manao contre attak ny ray aveo....
oh scenario @ film iany io ko
zany rht zany izy dol fa le refa fitiavana b amzay aveo no hhuuummmm

39. nananie
(
18/03/2004 11:26)
Marina zany Hummmmmm!
ôk zay fa sokirin'dRamaso eo ndray ny sekle d'etat.Tokony antsoina koa Ikaretsaka anidy trano!!!hihihi!
ôk zay fa sokirin'dRamaso eo ndray ny sekle d'etat.Tokony antsoina koa Ikaretsaka anidy trano!!!hihihi!