Izay tena tia ,tena tia

1. rapah ( 02/03/2004 12:23)
rehefa matotra ianao dia izaye!
novalian'i fijo ny 28/04/2004 23:00
2. rasese ( 02/03/2004 13:01)
fa miankina @ fifanarhantsaina io vao mety.
3. ngama ( 02/03/2004 13:24)
Izay tena tia mijaly!
4. kitjo ( 02/03/2004 15:58)
aiza kosa e,tsy hanao mopera sy masera dol ve ny ol ra zany,
Misy fotoana mety hijaliana fa rfveo an,hum hum...
5. aladin ( 02/03/2004 16:02)
ka io le hoe ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy e!de adino le fijaliana rehefa mahazo an'ilay horokoroka sy ny sisa.
6. fijo ( 03/03/2004 09:47)
sady rehefa avy miady gidragidra be iny no mifankatia an.tena hm,hmmmm,hmmmmmi.
7. rapah ( 03/03/2004 09:32)
Faahoana kay izay tena tia no mijaly?
8. hanitrakely ( 03/03/2004 14:09)
tsy niteniteny foana mihitsyny mpanoratra iray nanao ilay hoe: "tiako ianao nefa halako", satria ehefa mitia anie ka mijaly eh
9. ikaretsaka ( 03/03/2004 18:43)
marina io
10. six ( 04/03/2004 17:44)
sady izay le fitiavana e!
11. kitjo ( 04/03/2004 20:25)
eny e, mila mahay mijaly refa tia, raha misy zvt mitranga zany,d normale oe mify fotoana hijaliana,
fa aiza kosa v d hijaly fona ny iray moa hampijaly fona koa ny ilany fa mba fitia mifamaly io fa refa nampijay d mba mahay mampifaly koa aveo e
12. rfanjav ( 04/03/2004 12:07)
Fa nahoana kay no hoe mijaly,
marina fa misy ny adiady madinika sy ny "forcing" ataon'ny iray, nefa raha raisina @ hoe "mijaly za" sao d tokony hieritreritra ihany hoe tena tia v za, na hoe tena tia ahy v ty olona ity, fa raha tena tia tsy tokony hahatsapa an'izany fijaliana izany amiko !
13. kitjo ( 04/03/2004 16:36)
eny e, samy mananan ny fandraisany an ilay oe mijaly rfanjav an, fa ao anatinio ny oe mihafy,mandefitra, sns...e.Fa tokn mba mahatsapa tena ilay ray aloha rfveo e
14. fijo ( 05/03/2004 11:45)
marina fa ny tena tia mijaly,satria mandefitra lava.
15. ikaretsaka ( 05/03/2004 12:22)
indrindra rehefa tratran'ilay be caprice
16. rfanjav ( 05/03/2004 18:20)
eto am-pitiavana daholo ny fiainana d milamina io e !

raha ao anatin'ny fifankatiavana ny fijaliana, efa lalam-piainana anie izy izany e!

samy mandalo @ io daholo izany fa ny fisehony @ tsirairay no tsy mitovy !
17. nananie ( 05/03/2004 15:14)
Zay tena tia tena tia, ary izany indrindra no mampatonga azy mampijaly.Tsy tokony hijanona eo fotsiny amizao anefa, satria tokony andray izany fijaliana izany ho hanantrin'ny ho avy!
18. kitjo ( 06/03/2004 09:30)
ary aona ndray raha SODA?deinnn
19. kitjo ( 06/03/2004 09:32)
resaka zany e,mbo mifamalimaly eo e,mba ts maintsy misy epice koa nge le izy ra ts zany matsatso b e,fa tsy atao amaiska lotra fts fa mankarary vavony..
20. fijo ( 10/03/2004 11:41)
SODA?
hm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1504