tragédie
1. fijo
(
28/02/2004 09:13)
izao aloha dia io tarika io no malaza aty frantsa.misy tia sy tsy tia io.tsy olana izany,fa ny tiako lazaina dia ilay gasy ao.ahoana no fahita nstika azy.
araka hira,fihetsika,sy ny fifandraisany amin'ny gasy.
araka hira,fihetsika,sy ny fifandraisany amin'ny gasy.
novalian'i totty ny 19/12/2004 01:16
2. xxx
(
28/02/2004 10:34)
tsy mahay mifandray amin'ny gasy aty ny tragédie fa miavonavona tsy misy hoatry zany mihintsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 28/02/2004 10:34
3. xxx
(
28/02/2004 10:52)
iny ve tsy olona miavonavona e ohtran'ny tena hiavonavona iny fa izy alo ohatran'ny mahay mihira ihany na de zany aza e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 28/02/2004 22:52
4. donemaskit
(
28/02/2004 11:16)
mahay mihira nga ?! tsy hitanareo nga lé ry leirony manao akapéla kely vinany an'ny Boys to men iny ? tsy mahatafavoaka feo akory !
5. xxx
(
28/02/2004 13:24)
milay be ka.... raha tsy milay tsy tafiditra top, zay tsy tia tsy mijery e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 29/02/2004 01:24
6. popety
(
28/02/2004 14:09)
Milay ry zareo e!Tohano fa gasy ohatr'antsika anie ny iray e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/popety ny 29/02/2004 02:09
7. donemaskit
(
28/02/2004 17:27)
tsisy hidirany @ mozika mints ny mahagasy na tsy gasy azy ry nao a, rehefa tsy mahay mihira dia tsy mahay mihira
9. miranto
(
02/03/2004 13:38)
za aloha de faly fa izy fière @ mahagasy azy e! na miavona aza de zay e! mba misy lasa lavitra ny mozika fa tsy ohatra ny tanora ankehitriny betsaka ny tsy mahay mihira nefa mihira daholo any @ tanana za aloha mbola tsy nahita ndry zalahy hoe niavona fa de zay no hitako sy tsapako hoe fière ny mahagasy azy izy fa miadiva ianareo eo
10. six
(
02/03/2004 15:07)
ie, tsika samy gasy ihany ka maninona nefa raha mba lasa izy e, na miavona aza , an'azy zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 03:07
11. fijo
(
03/03/2004 10:09)
io voalazan'i miranto io indrindra no tiako lazaina eto.hatramin'izay nanaovany interview dia tsy mbola hitako nilaza momba an"ny madagascar na ny maha malagasy azy izy raha tsy indray mandeha.amiko anefa dia adidin'ny gasy lasa toa ireny no mba mampahafantatra an'ny mada.
ny ambasady koa tsy mahay mampiasa ilay lazany mba hampahafantarana an'i madagascar.
ny ambasady koa tsy mahay mampiasa ilay lazany mba hampahafantarana an'i madagascar.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 10:09
12. donemaskit
(
03/03/2004 20:26)
Ka ry leirony nge "Nantais" hono e ! t@ "c pas trop tôt" no nandrenesako an'io
13. samoina
(
03/03/2004 16:01)
Tsy haiko izy raha miavona saingy ny fanapaha-keviny hanao fampisehoana any Gasikara dia mendrim-piderana amiko.
Ny hoe fampahafantarana an'i Mkara aty ivelany indray dia efa ampy amiko.Iza intsony no tsy mahalala ny fomba amam-pahendrentsika gasy e !Avelao izy mba hirevy fa tanora
Ny hoe fampahafantarana an'i Mkara aty ivelany indray dia efa ampy amiko.Iza intsony no tsy mahalala ny fomba amam-pahendrentsika gasy e !Avelao izy mba hirevy fa tanora
15. nananie
(
05/03/2004 15:08)
Ny Tragédie?Takany pôzin'na bandy bohaka zany.Fa asa alou ze tena izy e! Za mbola tsy nahita azy mivantana ka tsy fantatro! Ny zavatra tsikaritro fotsiny, dia ôtran'ny feon-jaza zany ny feony:D! Ny zavatra lazainy ao koa toa mitovy fôna. A consommer avec modération zany e!
17. lanto
(
10/03/2004 12:45)
Nasiako hirandry Tragédie vitsivitsy ao @ radio ao ho an'izay te-hihaino. Amin'izay koa mba afaka maneho ny heviny ny sasany. Na izany aza, aza dia atao mifanesisesy loatra ao anaty lisitra sao misy mihevitra fa diso radio....:)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lanto ny 11/03/2004 00:45
18. miranto
(
10/03/2004 13:02)
ny tiko tenenina @ ilay fière etsy ambony de izy ni interwievena iny ary matoa izy anao spectacle any gasikara de tsy hay aloha e! fa raha aty aloha no hanao spectacle izany tsy hisy mpijery fa de aleon'ny olona mijery @ tv de vita ny ady raha tsy hoe jhonny anga na ry celine no andeha hanao spectacle vao ho vaky ny kianja fa raha stragedi izany de mampamangy o!
19. fijo
(
11/03/2004 10:59)
"nantais" io mihintsy ilay resaka.tsy milaza mihintsy hoe izahay(satria ilay akamany koa misy gasy) dia malagasy.izaho tsy mitsara ny hirany mihintsy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 10:59
20. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:33)
hafa indray zany...tsy sahy mijoro amin'ny fihaviany=menatra mampiseho ny maha lehilahy azy!