toetsain'ny gasy!

1. isrine ( 23/02/2004 18:49)
maninona no tsy manana fahatokisana isika gasy fa "manja e "! noho isika voazanaky ny vazaha ve, sa?
rahoviana isika no afaka ny hiaina ara-dalana ka tsy hanao fampitahana be fahatany @ vazaha?
novalian'i kitjo ny 13/03/2004 12:53
2. xxx ( 23/02/2004 12:37)
raharaha ny fisainantsika gasy, rehefa mahita olona vazaha dia heverina fa Atra, tsara, ... dia hadinontsika fa olombelona toa azy ireny isika ary mahafinaritra sy manja.
ilay fampitahana @ vazaha indray dia tokony ialana, fa ny mivoatra no tokony atao, maka ny hany azo alaina tahaka @ vazaha fa tsy manary ny maha-malagasy.
sa ahoana ny hevitry ny hafa?
3. kally ( 23/02/2004 16:46)
Ilaina ny fampitahana mba hahafantarana hoe mankaiza isika izany,nefa tsy izay vazaha dia tsara.
Tsy vitsy ny lesoka mila fanarenana amin'ny gasy(oh: ny lalàna mifehy ny fivarotan-tsakafo,ny fitsaboana,..) fa betsaka koa ny zavatra tsara tokony ho tazonina mafy(ny fanabeazana,ny kolotsaina,ny tontolo iainana..).Ny tena hitako fa mahavoa ny gasy aloha hatramin'izao dia ny hoe rehefa frantsay dia tsara,nefa i Frantsa anie isan'ny firenena taraiky e!
4. kally ( 23/02/2004 16:46)
Ilaina ny fampitahana mba hahafantarana hoe mankaiza isika izany,nefa tsy izay vazaha dia tsara.
Tsy vitsy ny lesoka mila fanarenana amin'ny gasy(oh: ny lalàna mifehy ny fivarotan-tsakafo,ny fitsaboana,..) fa betsaka koa ny zavatra tsara tokony ho tazonina mafy(ny fanabeazana,ny kolotsaina,ny tontolo iainana..).Ny tena hitako fa mahavoa ny gasy aloha hatramin'izao dia ny hoe rehefa frantsay dia tsara,nefa i Frantsa anie isan'ny firenena taraiky e!
5. peluche ( 25/02/2004 11:06)
Ka izay hono anie lay "mythe de l'homme blanc",tsy ny gasy rehetra io fa pays vozanaka rehetra no voan'io.Izay avy aty @ fotsy oditra,"ny pays occidentaux de hevrina fa tsara doly.Ho ela ihany io vao tafala
6. fijo ( 26/02/2004 10:24)
mino aho fa efa manomboka hafaka io amin'ny ankizy amin'izao ka.
7. donemaskit ( 26/02/2004 10:58)
aleo ny ankizy hiteraka fa atsy ho atsy io tsy hita trace intsony
8. fijo ( 27/02/2004 20:35)
mino izany koa aho ka.
9. jhouhlambout ( 28/02/2004 12:15)
Minoa fotsiny ihany!
10. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:12)
efa manomboka miala io ka
11. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:13)
efa manomboka miala io ka
12. jhouhlambout ( 29/02/2004 18:59)
Dia averina indray e!
13. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:26)
ka tsy mety intsony ko... iza no mbola hanompo vazaha raha efa tafiala tao oh?
14. peluche ( 01/03/2004 09:22)
Ka zao izy tsy fanompona direct fa miafina,miolakolana..otrany hoe tsy colonise ntsny gasikara saingy manana trosa,tsy maintsy manaraka zay baiko avy any @ hafa.Mitovy @ colonisation,fanompona ihany anie zany,saingy hafa fotsiny ny forme-ny
15. aladin ( 02/03/2004 19:19)
'za aloha de faly @maha gasy ahy e!ary ny vazaha eto dago aza no tokony ho ambany satria mahantra avy any @dry zareo anyno tonga mitaty reraka aty de refa tafita² de mampijaly ny tompon-tany.
sady raha ny vazaha koa tsy dia tsara noho ny gasy raha bika @endrika
16. donemaskit ( 02/03/2004 10:43)
io fehezanteny farany io kosa tsy mety ry Aladin a
17. donemaskit ( 02/03/2004 10:43)
tsy hoe tia tanindrazana enao, faly @maha gasy dia hoharatsiana ohatr'zao ny vazaha
18. fijo ( 03/03/2004 10:46)
fa misy zavatra tsara voalazan'i aladin,dia ilay hoe:"mahantra avy aty no mankany.."raha mahatsapa an'io ny gasy rehetra dia efa goavana be izay.
19. six ( 03/03/2004 16:42)
ie hita taratra ihany alou le vazaha mankaty e, ny sasany efa hita we ts migany mintsy,
20. donemaskit ( 03/03/2004 20:32)
ny mahagaga nge dia na vendrana tahaka ny inona aza lé Vazaha/Karana/Sinoa sns mankany Dago dia ohatra ny tafita ho azy foana e, isika Gasy nefa dia ny eo ihany no eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352