ny taloha

1. voahary ( 26/02/2004 19:28)
salut daholo ny namana rehetra an!
Hono ho aho ra misy ex taloha efa t@ 5 taona lasa io an, dia rah mbola te hiresaka sy manome fotoana indray izy hiresahana de tokony handeha ve sa ahoana??? Mi-insiste be foana izy miantso @ tél... mandefa message sy ny sisa nefa izy milaza fa ny vadiny toa agressive be, jalouse izany e...
De nefa zah koa tonga de nieritreritra hoe sao de mbola kôtiny ndray zah, ny reaction ko anefa mbola tsy fantatro tsara si c'est le cas... Mila ny hevitrareo ô!!
merci
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:24
2. saova ( 26/02/2004 19:49)
manajà tena aloha.Tsy resaka jalousie tsy akory,fa fifanajana!!!raha ianao no @toeran'ny vadiny,ekenao ve ny hataon-dra lehilahy???autrement dit c'est unequestion derespect,c'esten acceptant qu'une femme soit traitée ainsi que nous nousmanquons derespect à nous même! Laissez ce couple MARIES régler leur compte,et peut être se retrouver,vous n'êtes qu'un outil pour ce mec!un élément intrus,un problème supplémentaire ,si le mec en est là c'estqu'ils ont un soucis!Soit ils arriveront à se séparer sans casse,soit ils se respecteront de nouveau et continueront leur histoire!Il n'ont pas besoin d'une autre femme pour trouver leur solution,alorsagissez etsoyez mature ,ferme et respectueuse ,voire respectable ,sachez direNON!!A moins que c'est ce genre de relation qui vous éclate,être en concurrence avec une autre!!?? posez- vous des questions,avez-vous confiance en vous?avez-vous quelquechose à offrir,à partager?...ect
une femme d'expérience,non soumise,indépendante,égale de l'homme,mais pas identique.,heureuse en couple.Veloma.
3. voahary ( 26/02/2004 19:54)
merci saova, merci beaucoup
4. six ( 26/02/2004 19:58)
matoa izy miantso, mitady rendez-vous fa tsy tonga dia lazainy amin'ny tél. sns dia MBOLA MISY IZAY TAVELA, nefa eritrereto tsara ihany, izy izany efa manambady, ianao tsy fantatro, tandremo fotsiny sao mijabaka, izany hoe: raha nde hikoty ndray izy, enao tsy tonga d hanapa-kevitra, tsy fantatrao koa anefa izay eritreriny na mba hoe te hizara ny ziogany fotsiny izy, jereo aloha izay lazainy na misy olana aza ry zareo ao @ fanambadiany ao, mety ianao koa afaka hanampy azy amin'izany tsy voatery hoe hikaoty anao izy.
5. voahary ( 26/02/2004 10:44)
misaotra an'i Six, asa tokoa aloha izay tena tiany hatao sy lazaina e...
mistery.... zah koa tsy te hirisika, araka ny tenin'i Saova etsy ambony hoe aleo manaja tena...
Ny tsy voalazako teto fotsiny dia toa mahafantatra ahy io vadiny io...
ka sao vao maika loza raha misy mitantara any @ ramatoa hoe niresaka izahay tary an'anona na ohatr'izany e....Ny ahy aloha tsorina fa tsy question hoe matahotra an'iza n'iza rehefa tsy hanao ratsy e....
6. fijo ( 26/02/2004 19:42)
voahary a,izaho manoratra dia lehilahy,ary heveriko hoe namana ianao.ka izao e,raha izaho no miantso ny exko dia mbola te hiverina kely aho izay.ary ny ex dia fantatray lehilahy fa matetika mbola manaiky rehefa averina.koa asanao e.
7. ccool ( 27/02/2004 20:05)
marina ny teniny saova,
8. fijo ( 28/02/2004 20:08)
izay e,anjaranao no mahita azy eo.
9. kitjo ( 28/02/2004 13:51)
Matoa izy mitaraina aminao ny toetram-badiny aloha oh hafa2 iany zany e, sady mi insiste be zany ao raha,fa ento @ fahendrena koa miresaka aminy e, vao manomboka d asio condition mametraha panneau(ihihhhi).Fa tsy ny fandavanao avy hatrany koa ange no solution raha toa ka tsy mieritreritra enao oe hanao ratsy e(satria izy efa maanmbady).Mety ny iresahanao aminy aza hanambotra ny sainy hanala izay zvt ratsy eritreretiny.Maninona moa na manampy azy aza enao manome solution?Raha mandeha tsara ry zareo tu seras fiere de toi meme (raha tsy tia azy tsn aloha enao e),et t as fais grd choz!
Fa samy manana ny sainy ny olona aloha e.
Fa raha toa kosa anefa ka fantatrao fa handratra ilay vadiny aloha ny iresahinao aminy d aleo tonga d mijanona kosa e.
10. voahary ( 01/03/2004 12:04)
misaotra anareo namana rehetra
nanoro hevitra. Lazaiko anareo fa tsy tonga teny @ fotoana nolazainy aho de mbola ni-tél foana izy hatramin'izao de noadiako fanina fotsiny.... lazaiko hoe "occupée" foana zah etc.. bobbars rehetra io lazaiko daholo na dia tsy te hanao an'izany aho...mino aho fa rehefa reraka izy mijanona.....
11. hendry ( 01/03/2004 12:33)
Sao dia tsy resaka fiarahana ntsony no tadiaviny fa mety mila confidente fotsiny izy hizarany ny olana misy ao an-tokatranony?
12. fijo ( 02/03/2004 11:59)
ie confidente aloha dia virage 360° avy eo.
13. kitjo ( 02/03/2004 13:38)
izy dol zany fa afk apetraka dieny volaohany ny panneau de signalisation d averina matetika
14. fijo ( 02/03/2004 16:18)
bedy ianao an
15. voahary ( 02/03/2004 12:49)
Yô, ka efa hoe karazan'ireny le tsy azo anaovana paneau de configuration ireny le oul anie raha fihainona azy @ tél eh ,asa aloha fa zah aloha tsy te hi-risque eh na ilay ho confidente ny aho na ilay virage 360° koa vao maika loza...
sao koa hitan'ity vadiny.... na olona tsy naninona akory aza lazainy fa .... aleo hilamina hoahhh!!!
16. fijo ( 03/03/2004 09:25)
dia mipetraha ary e.izay koa no fahendrena angamba ka.
17. ikaretsaka ( 13/03/2004 12:43)
au naturel ihany ry zareo an.. dia mifeheza tena
18. kitjo ( 13/03/2004 11:05)
d aleo mipetraka tsara refa fatatra fa tsy ahafehy tena zany e,sa???

au naturel d ariany v ny vadiny? ady hevitra hafa ko io ho azy fa ianao mety tsy haninona(raha tena zay)
19. fijo ( 18/03/2004 10:53)
tiako ny tentetion
20. kitjo ( 18/03/2004 14:05)
tentation koa misy foana fa le oe manaiky ho azony v sa tsia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837