Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
hendry
(
03/03/2004 11:45)
drogué par l´internet
Tena miala tsiny fa tsisy lohahevitra mahasahina zay tiako ambara ka ampidiriko ato fotsiny.
Asa ry reto fa mahatsapa ho miankina tanteraka @ internet zany aho a. Raha vao tsy mahita net ao anatin´n...
suite
répondu par ndriana le 14/04/2004 11:12
oully
(
03/03/2004 10:08)
Green Card
Mba hilazao ny mombamomba an'io hoe zaho ry zareo !!! Iza no efa nanao? sy efa nahazo?
Mahaliana ihany ve izy io eh?...
suite
répondu par fijo le 21/02/2005 22:12
oully
(
03/03/2004 09:49)
Ny hevitrareo
Raha araka ny hevitrareo, rehefa ahoana no lazaina fa kristiana ny olona iray ?...
suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:42
aladin
(
02/03/2004 16:08)
ry zalahy pelaka
mba miheritreritra aho oa de hoe ahoana mihitsy no mba toe-tsain'dry lerony ireny e! tsy haiko hoe inona no mba tsirony azony @izany sady tsy ara natiora.de na le hanalàn'ny kil hoe pelaka aza ve de ...
suite
répondu par dossiertana le 01/09/2011 15:21
aladin
(
02/03/2004 15:59)
premier pas an'ny vehivavy
tena ratsy me marina ve raha hoe ny vehivavy no mitory fitia @lehilahy e!ary satria na hoana...
suite
répondu par ben le 11/06/2004 07:11
rapah
(
02/03/2004 12:23)
Izay tena tia ,tena tia
rehefa matotra ianao dia izaye!...
suite
répondu par fijo le 28/04/2004 23:00
hery
(
02/03/2004 10:28)
Webmasters: matory dé mahazo vola :)
Ho an'ireo webmasters izay manana sites izay efa mba manana mpamangy ity. Misy sites vitsivitsy afaka manome vola isaky ny click na isaky ny visiteurs izay mety hahaliana anareo. Ny serasera aloha dia...
suite
répondu par cowboy le 02/06/2004 03:57
aladin
(
01/03/2004 15:31)
i ôrô sy kaopy ary i fitia
Hono ho'ahoe! ianareo ve mba mino ny fifandraisan'ny fitia amin'ny tonon'andro na hoe horoscope ireny?...
suite
répondu par ramaso le 12/04/2004 05:54
aladin
(
01/03/2004 15:26)
le sortie atsy ho atsy
Izao e! efa narosoko ihany iti soso-kevitra ity.Ndeha mba hanao fitsangatsanganana indray isika ato ho ato.de ohatra hoe samy milaza izay hevitra sy toerana hitany fa mety.de ze marimaritra hiraisana ...
suite
répondu par aladin le 23/03/2004 18:44
tenio
(
01/03/2004 14:10)
Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
Sa ahoana hoy ianareo?...
suite
répondu par pitchou le 18/06/2004 17:37
psykatr
(
29/02/2004 20:31)
Tiako ianao satria...
Ny zavatra rehetra hono dia misy antony daholo (Cause-Effet). Noho izany, matoa ianao tia olona iray dia misy antony ao. Kanefa inona ny antony itiavan'ny olona iray olon-kafa(ankoatra ny attirance ph...
suite
répondu par pitchou le 13/04/2004 16:15
jhouhlambout
(
29/02/2004 19:07)
Mitady fika!
Inona no tokony tenenina raha misy manontany hoe:
-Fa maninona no Izaho no nofidianao fa tsy Izy?...
suite
répondu par fijo le 09/04/2004 00:06
jhouhlambout
(
29/02/2004 18:59)
Mino ve ianao?
Zao fotsiny:
-Mino an'Andriamanitra ve ianao?
-Efa nahita fahagagana ve ianao?...
suite
répondu par xxx le 26/03/2004 18:07
ikaretsaka
(
29/02/2004 18:16)
Passion du Christ Mel Gibson
Vao tsy nivoaka ilayy film, dia niteraka tsy fitoviankevitra be, Nivoak ailay film.. gidragidra izany!
Nisy Ny maty tapaka lalandra teo am-pijerena azy, nisy ny tezitra nisafoaka fa hoe misy propos ...
suite
répondu par zaira le 19/05/2005 08:28
neo
(
29/02/2004 17:38)
Eric Manana
Sali daholo!
Sao dia mba misy maharaka vaovao ny akama ato @serasera?
Izao manko ny question: misy concert n' i Eric Manana @le 5 Mars ka asa na mba fantatrareo aiza no toerana hanaovany an'izany? M...
suite
répondu par fijo le 03/03/2004 10:15
bedard
(
29/02/2004 17:30)
l'"Autre" Sexe
Salama daolo,
Tsy ny momba ny sexe amin’ny ankapobeny ( na de saika izay aza no noresahiko) no hataoko fa momba manokana ny sexualité izay lazain’ny sasany hoe « tsy toy ny mahazatra »…
Ka ...
suite
répondu par ramaso le 23/03/2004 16:17
lion
(
29/02/2004 13:25)
Avya ry mino.
Ny manankarena lazaina fa tsy miadan-tsaina,ary ny mahantra ve mba miadan-tsaina e?
...
suite
répondu par tia_ery le 04/03/2004 12:07
fijo
(
28/02/2004 20:45)
fifampitokisana
raha jerena ireo hevitra rehetra nadalo tato an,dia hita fa mifanilika foana isika(lahy sy vavy)amin'izay antony mahatonga ny olana eo amin'ny fitiavana.ka hoy aho hoe,"tsy hafaka ny ifampahatoky mihi...
suite
répondu par pitchou le 03/04/2004 14:49
tequila
(
28/02/2004 17:54)
lehilahy mampifila
Mampalahelo mihitsy ny namana sasany voan'itony karazan-dehilahy itony , fa maninona aza rehefa tiana dia manao an'izany e ?...
suite
répondu par pitchou le 23/04/2004 15:02
kitjo
(
28/02/2004 14:52)
antson'ny fo ve sa feon'ny eritreritra?
Tsy haiko izay ilazana azy na feon'ny eritreritra na fibaikon ny saina na feon ny fieritreretana.
Raha tena tinao ve ilay olona kanefa ny sainao tsy manaiky ny iarahanao aminy.Ohatra oe tsy mahatok...
suite
répondu par fijo le 16/04/2004 22:25
