Liste des messages

Liste des messages, inserés par psykatr, par ordre de date
psykatr ( 30/04/2004 11:46)
Hino an'Iza .... ?
Izao no tsapako t@ fandinihina ny forum tato: Ny mpino dia miandrandra fa misy Andriamanitra kanefa tsy afaka manome porofo mazava, ny Tsy mpino kosa indray dia manizingizina fa tsy misy Andriamanitra... suite
répondu par ikaretsaka le 03/05/2004 00:06
psykatr ( 29/03/2004 17:49)
Fanontanian'ANKIZY
Izao no karazana fanontaniana apetraky ny ankizy matetika(Ary mila fandinihina): Pourquoi "séparé " s'écrit-il en un mot alors que " en un mot " s'écrit séparé ? Si Superman est tellement m... suite
répondu par psykatr le 17/04/2004 18:00
psykatr ( 25/03/2004 17:04)
Test d'intelligence
Inona ary no tokony hatao mba hampifalifaliana vehivavy @ alalan'ny molotra sy ny tanana?... suite
répondu par isalo le 04/11/2005 07:38
psykatr ( 29/02/2004 20:31)
Tiako ianao satria...
Ny zavatra rehetra hono dia misy antony daholo (Cause-Effet). Noho izany, matoa ianao tia olona iray dia misy antony ao. Kanefa inona ny antony itiavan'ny olona iray olon-kafa(ankoatra ny attirance ph... suite
répondu par pitchou le 13/04/2004 16:15
psykatr ( 18/02/2004 11:53)
Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....
Raha toa ka mahavita dingana lehibe ny Fitsaboana(Médecine) ka mandresy ny fahafatesana dia lasa tsy mety maty intsony isika(Immortels). Koa mety mbola hino an'Andriamanitra ihany ve ny olona @ zany ... suite
répondu par psykatr le 31/03/2004 18:34
psykatr ( 06/02/2004 19:35)
Safidy masina
Misy zvtr tsy mety azoko mihintsy t@ fanpahan-kvtr' Andriamanitra: Izy dia mahalala ny ZV-drehetra, koa maninona ary no mbola napetrany tao anaty Edena ilay hazo misy ny fahalalana ny tsara sy ny rat... suite
répondu par librepenseur le 03/03/2004 09:28
psykatr ( 05/02/2004 20:34)
Fandalinam-pinoana
Inona ary no mety hanjo ireo olona tsy mahalala an'Andriamanitra nefa mba manao ny tsara ihany?... suite
répondu par fijo le 19/02/2004 10:17
psykatr ( 05/02/2004 20:30)
Fenoy ny banga
Fenoy fotsiny ny banga mba ahazoana mahafantatra ny resaky: A sy B. A-Manahoana........................., ............? B-........................, kanefa....................! A-Marina ve?......... suite
répondu par rurik le 30/04/2005 16:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457