Test d'intelligence
1. psykatr
(
25/03/2004 17:04)
Inona ary no tokony hatao mba hampifalifaliana vehivavy @ alalan'ny molotra sy ny tanana?
novalian'i isalo ny 04/11/2005 07:38
3. laloa
(
26/03/2004 19:25)
biz'oroka be hono dia safosafoe!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/laloa ny 26/03/2004 19:25
4. ira
(
26/03/2004 19:29)
tsy mamoaka teny ratsy ny vava ary tsy mihenjana ny tanana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ira ny 26/03/2004 19:29
5. ngama
(
26/03/2004 13:19)
de inona izany no henjanina?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngama ny 27/03/2004 01:19
6. ngama
(
26/03/2004 13:19)
de inona izany no henjanina?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngama ny 27/03/2004 01:19
8. ralipo
(
27/03/2004 16:59)
Raisina le fanondro iray en + de atao am-bava.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 27/03/2004 16:59
10. psykatr
(
28/03/2004 10:43)
mbola tsy nisy nahazo moyenne daholo izay nanao test tato.
NB: tsy misy resaka veta² mihintsy lé izy
NB: tsy misy resaka veta² mihintsy lé izy
11. kitjo
(
28/03/2004 17:11)
miteny zavatra mamalifaly ny molotra zany d manao zavatra mahafinaritra ny tanana ohatra oe manamboatra zavatra mahafinaritra
ohatra znay e,ny molotra miteny zavatra mahafaly moa ny tanana manolotra zavatra mahafinaritra
ohatra znay e,ny molotra miteny zavatra mahafaly moa ny tanana manolotra zavatra mahafinaritra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 29/03/2004 05:11