Fandalinam-pinoana
1. psykatr
(
05/02/2004 20:34)
Inona ary no mety hanjo ireo olona
tsy mahalala an'Andriamanitra nefa
mba manao ny tsara ihany?
tsy mahalala an'Andriamanitra nefa
mba manao ny tsara ihany?
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:17
2. nananie
(
05/02/2004 12:24)
Tsy misy! Izy aza mampalahelo tsy mahafanatra an'Andriamanitra.
Sady tsy aleo ve olona tsy mpino fa manao ny tsara, toa izay olona miseho mivavaka, anefa tsy manaraka ny didy 10?
Sady tsy aleo ve olona tsy mpino fa manao ny tsara, toa izay olona miseho mivavaka, anefa tsy manaraka ny didy 10?
3. kally
(
05/02/2004 14:30)
Inona moa ny tena antony hahalalana an'Andriamanitra fa tsy ny hahaizanao mitia sy manao ny tsara e!araky ny tenin'i Nananie hoe inona ny dikany rehefa miseho mahalala an'Atra nefa tsy manao ny tsara na izay aza.
4. fijo
(
06/02/2004 20:26)
izaho izao tsy mino nefa mahalala ny tokony hatao.tsy misy dikany izay finona,fa ny ataonao no hijerena azy.
5. donemaskit
(
06/02/2004 20:49)
Matoa izy manao ny tsara nefa tsy mahalala, dia tena @ fo ilay izy zay fa tsisy ambadika... efa manana ny toerany any an-danitra any ireny olona reny.
7. psykatr
(
06/02/2004 19:28)
Eo mihintsy ny tiako ho fantara,
ataon'Andriamanitra ahoana ireo tsy mahalala Azy nefa mba manao ny tsara?(oh: tsy lasa any an-danitra...)
ataon'Andriamanitra ahoana ireo tsy mahalala Azy nefa mba manao ny tsara?(oh: tsy lasa any an-danitra...)
8. ngama
(
06/02/2004 13:32)
Tsy anjaranao olombelona ny manendry izay tokony hataon'Andriamanitra fa azy Andriamanitra izany. ny anjaranao mahalala an'Andriamanitra dia ny manatanteraka izay tokony ataonao araka izany fahalalanao an'Andriamanitra izany.
