Tiako ianao satria...
![](https://avatar.serasera.org/84be733d3fbdda297e2ddf2790de476c.jpg)
1. psykatr
(
29/02/2004 20:31)
Ny zavatra rehetra hono dia misy antony daholo (Cause-Effet). Noho izany, matoa ianao tia olona iray dia misy antony ao. Kanefa inona ny antony itiavan'ny olona iray olon-kafa(ankoatra ny attirance physique)?
Lé bandy mantsy efa tratran'ny hoe:
-Fa maninona kay no tianao aho?
Dé mamaly boraingina.....
Farany, nareo ve efa mba nahita Forum hafahafa? Raha tsia dia:
http://www.dialogus2.org/
Lé bandy mantsy efa tratran'ny hoe:
-Fa maninona kay no tianao aho?
Dé mamaly boraingina.....
Farany, nareo ve efa mba nahita Forum hafahafa? Raha tsia dia:
http://www.dialogus2.org/
novalian'i pitchou ny 13/04/2004 16:15
![](https://avatar.serasera.org/c6a9c840b0fdbf3386b8ea8f85fe1be5.jpg)
3. bice
(
01/03/2004 19:54)
IO ndray klou less de tsita hoe ahona fa amiko de samy eo doly itreo antony ireo saingy ny havesa-danjan`reo critères ireo no valitenin`ny tsirairay
iza doly less reo olla antitra b reo?
iza doly less reo olla antitra b reo?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 01/03/2004 19:54
![](https://avatar.serasera.org/84be733d3fbdda297e2ddf2790de476c.jpg)
4. psykatr
(
01/03/2004 10:19)
olla efa antitra be reo ary afaka miresaka aminazy mba hakana torohevitra.
-Zany hoe, tia fotsiny zany dia vita? tsisy antony mazava?
-Zany hoe, tia fotsiny zany dia vita? tsisy antony mazava?
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
5. hendry
(
01/03/2004 11:59)
Valin-tenin´ny te hiala pà ny an´i psykatr. Misy dia sahy manome valin-teny ohatr´zany mihitsy na dia hita aza fa noho ny sex fotsiny toa ny lhl sasany no itiavany an´ilay vhv.
Raha zaho aloha dia tsy hametraka io fanontaniana io satria matetika dia tsy dia assurer-na loatra ny valin-teny ho azo e, aleo mionona @ zao fotsiny fa tsy be fanontaniana.
Raha zaho aloha dia tsy hametraka io fanontaniana io satria matetika dia tsy dia assurer-na loatra ny valin-teny ho azo e, aleo mionona @ zao fotsiny fa tsy be fanontaniana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 01/03/2004 23:59
![](https://avatar.serasera.org/f52b5e449a2303c031a0c3a1109360bf.jpg)
6. six
(
01/03/2004 12:48)
raha vao asiana an'izany, d rehefa avy eo raha tsy mahitaa an'ilay antony intsony dia mety tsy ho tia azy intsony, fa aleo rehefa hoe mifankatia dia ampy zay, tsy ilàna ny antony
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 02/03/2004 00:48
![](https://avatar.serasera.org/6486c7f1f1f6f47176198e1a107203e0.jpg)
7. lema
(
01/03/2004 13:13)
ny fiarahana dé tsy resaka physique zany ialaina ihany ny physique isintonana azy fa ny feeling no tena mitondra ny fiarahana ny olona tsy mitovy feeling tsy afaka iaraka mihintsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 02/03/2004 01:13
![](https://avatar.serasera.org/3c789e4148b9b9b4fc4ff04787cbe778.jpg)
8. vindy
(
01/03/2004 16:18)
zah kosa alou tsy mbola namaly boraingina e, fa nangalako inspiraka mintsy ny namaly tamin'zah nanontaniana we ...
de le site ôtrany mampatahotra kou; tsy nasah niditra lalina ah
de le site ôtrany mampatahotra kou; tsy nasah niditra lalina ah
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vindy ny 02/03/2004 04:18
![](https://avatar.serasera.org/84be733d3fbdda297e2ddf2790de476c.jpg)
9. psykatr
(
01/03/2004 17:09)
Tsara be io site io kou! Aza matahotra fa midira lalina e!
Toy inona ary no mety ho valiny e?
Toy inona ary no mety ho valiny e?
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
10. pitchou
(
01/03/2004 17:50)
izaho miombon-kevitra @ lema @ lafiny iray! matetika tokoa raha zavatra iray manokana no itiavan olona iray dia raha mahita an'io tsaratsara kokoa eny @ hafa dia mifindra ilay fitiavana, na rehefa tsy hita intsony io dia tsy hita intsony koa ilay fitiavana. Toa maro ihany ny tia tsy fantany hoe nahoana ko! ary dia mateza ilay fitiavana satria misy découverte foana hatrany ....
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
11. fijo
(
02/03/2004 11:14)
raha vao misy antony ny itiavana olona iray dia miantomboka eo ny fiafaran'ilay fitiavana.
feeling no mitazona ny fitiavana.
feeling no mitazona ny fitiavana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 11:14
![](https://avatar.serasera.org/f52b5e449a2303c031a0c3a1109360bf.jpg)
13. six
(
02/03/2004 12:14)
fa ra mahita bdb nge d bdb kou le feeling e, d ny hita any amin'ny iray mody entina any amin'ny anak1?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:14
![](https://avatar.serasera.org/a7c704aaf299331e17b2b57dd459a86b.jpg)
14. voahary
(
02/03/2004 13:40)
Oh ry Six ô, fa angaha dia tena lasa fitaovana be le feeling fa tsy feeling tsony.
Zah aloha miombo-kevitra @ Hendry e, aleo tsy mikôzy fa de ampirimo any anaty fonao mitempo mangina any fotsiny e, ny fihetsika koa anie ry psykatr azonao amaliana azy ihany raha tena tsy hitanao zay ho lazaina e

![](https://avatar.serasera.org/f69ed62b56b0e76421c0e08f56ff1039.jpg)
15. aladin
(
02/03/2004 15:48)
ary miseo ho manao filôzôfia be ele 'zany ry fijo an!
ny ahy an de izao attirance physiqe aloha de avy eo ny fahaizany mokolokolo ny fitiavako azy no miampy ao toy ny hoe:"rotsirotsy tamitamby,fifaliana manan'amby....."(hoy ny hiran'i nanie)
ny ahy an de izao attirance physiqe aloha de avy eo ny fahaizany mokolokolo ny fitiavako azy no miampy ao toy ny hoe:"rotsirotsy tamitamby,fifaliana manan'amby....."(hoy ny hiran'i nanie)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 03/03/2004 03:48
![](https://avatar.serasera.org/f69ed62b56b0e76421c0e08f56ff1039.jpg)
16. aladin
(
02/03/2004 15:50)
ary miseo ho manao filôzôfia be ele 'zany ry fijo an!
ny ahy an de izao attirance physiqe aloha de avy eo ny fahaizany mokolokolo ny fitiavako azy no miampy ao toy ny hoe:"rotsirotsy tamitamby,fifaliana manan'amby....."(hoy ny hiran'i nanie)
ny ahy an de izao attirance physiqe aloha de avy eo ny fahaizany mokolokolo ny fitiavako azy no miampy ao toy ny hoe:"rotsirotsy tamitamby,fifaliana manan'amby....."(hoy ny hiran'i nanie)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 03/03/2004 03:50
![](https://avatar.serasera.org/f69ed62b56b0e76421c0e08f56ff1039.jpg)
17. aladin
(
02/03/2004 15:52)
ary ahoana kay ny coup de foudre @izany rehetra izany.la hoe vô mahita de tonga de tia be tsy @antony
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 03/03/2004 03:52
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
20. fijo
(
03/03/2004 09:06)
tsy izany letsy ry aladin a.ih,ih,ih ialahy wa aza be aniany.fa izao no oh tsara.ny labiera ohatra dia tiako rehefa tena mangatsiaka tsara.izany hoe rehefa tsy mangatsiaka intsony dia tsy tiako loatra intsony,ary rehefa mafana dia tena tsy teliko mihintsy.
dia toa izay koa ilay fitiavana vavy.
dia toa izay koa ilay fitiavana vavy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:06