Tiako ianao satria...
21. pitchou
(
03/03/2004 14:07)
tsy voatery physique ilay izy aladin a! mety zavatra tsy tsy voafaritrao akory!
22. salita
(
03/03/2004 17:25)
Ny tena fitiavana dia cérebral aloha voalohany indrindra, izany hoe tsy azo tsapain-tanana fa any anaty any ihany ary tsy dia voafaritra mazava no sady tsy misy definition iombonana na iray aza; ny resaka physique dia efa any @ second plan'lay fitiavana fa tsy io mintsy no lohalaharana akory. Amiko de mitombona tsara ny filazan'i pitcho-kely......hihihi
23. aladin
(
03/03/2004 18:08)
de ahoana le hoe: "raha vô mahita sipa milay be aho tonga de potika be de miraraka ny hiviko de te ahita azy fôna aho"?tsy physique ve 'zany?
fa le cerebrale sy hoe tsy azo tsapain'tongotra de toy izao:misy olona ohatra tena sondenda be mihintsy de refa mifenerasera elaela aminy anefa enao dia miha tianao tsikely² izy de avy eo lasa tianao be de eo le tsy eken'ny saina hoe "olona rasy be iny koa!" nefa io no eken'ny fo
ka azo atao hoe mizara roa izany na mizara be de be le antony itiavanao olona e! Ka raha vao hoe tafaray ao anatin'nilay olona iray ireo antony ireo an de 'zay ianao vao tena ho adalam-pitia @iny olona iny
sa ts'izay?

24. aladin
(
03/03/2004 18:10)

25. bice
(
03/03/2004 09:35)
tiako fotsiny ianao,
tsy asiana hoe ahona
na tovonana......
misy antony reny hira reny ry zalahy a
tsy azo iadin-kevitra lalina b io
tsy asiana hoe ahona
na tovonana......
misy antony reny hira reny ry zalahy a
tsy azo iadin-kevitra lalina b io
27. fijo
(
04/03/2004 11:25)
misy olona izao nilaza hoe tsy tia olona tsy mino izany.nefa sendra olona tsy mino tiany dia lasa.
28. voahary
(
04/03/2004 18:02)
oh!! zay le hoe raha vao tsy ny saina no mibaiko ny fo de lasa fa somary mafimafy saina de tsy lasa zany eh
31. bice
(
04/03/2004 09:02)
fijo, ka io nge lesss ry fijo misy b resaka fotsiny e
mody we wa wa wa nefa tssssss
six> ny fitiavana manova ozatra
mody we wa wa wa nefa tssssss
six> ny fitiavana manova ozatra
32. xxx
(
04/03/2004 15:49)
Za aloha raha vao mahita olona mifanaraka amin'ny rafitra tiako dia tiako izay, ts'isy hoe toetra na inona an-koatra. Raha tsy izany mantsy dia be mpangataka ireo lazaina fa manankilema, satria ireo tena misy ny fahendrena matetika. Saingy ny tarehy ratsy tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy no azo ozana. Ratsy ve ny endrika dia ny volo no aholankolana?
38. pitchou
(
09/03/2004 17:16)
samy manana ny zakany sy tsy zakany io ko! ohatra hoe midaina! misy mankafy misy tsy mahatanty!