Tiako ianao satria...
50. pitchou
(
19/03/2004 13:37)
tsy ho zakan'ity solosaina ity alefa raha tanisaiko eto daholo ny sakafo tsara rehetra ko!
55. kitjo
(
26/03/2004 20:16)
pitchou nga tsy tia, ramanonaka fa tsytiako le oe ramanonaka fa oh zvt malonadonaka zany ,deinnn,hihihi
57. ravatorano
(
07/04/2004 11:39)
menakelin i bizina !
ny itiavako vhv ry hendry dia tsara ny iray noho ny roa fa raha mbola misy fanintelony naman ilay faharo tena tsara kokoa
ny itiavako vhv ry hendry dia tsara ny iray noho ny roa fa raha mbola misy fanintelony naman ilay faharo tena tsara kokoa
59. pitchou
(
08/04/2004 15:54)
zany v ravatorano ho tadidiny intsony akory hoe izy moa ianao sa tsy izy? hihihihihihi
