Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gable
(
13/03/2004 14:11)
ny mahafa-po
Inona no tena atao mba ahafa-po ny vehivavy?...
tohiny
novalian'i rafilo ny 20/04/2004 12:06
joda
(
13/03/2004 13:58)
inona no tianareo ry manangy..
inona no tianareo
lehilahy be volotratra sa
be volombava
be volotongotra
be volokelika
be volo.....
pelaka kosa raha dia tsy misy ny 1 @ireo e...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:17
jhouhlambout
(
12/03/2004 20:53)
pour sa contre?
Ny abstinence...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2004 23:57
jhouhlambout
(
12/03/2004 20:52)
Fa ahoana lé?
Betsaka ny milaza(surtout.....),
fa tsaratsara kokoa ny miaraka fotsiny réfa miaraka! Fa maninona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:34
jhouhlambout
(
12/03/2004 20:31)
Nakaiza....?
Nakaiza ny tanteliko teto ô?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 22/05/2004 07:02
xxx
(
12/03/2004 18:44)
tokony hatevenina ny fampianarana lalàna ny mponina
Tena tokony mba heverina izay ahafantaran'ny mponina ny lalàna amin'ny asa ataony na ny ara-piaraha-monina, fa manjary katahotra daholo ny fokonolona raha vao misy sahy mitonona fotsiny hoe manana to...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:43
jhouhlambout
(
12/03/2004 18:00)
Hira manao ahoana?
Inona ny karazana hira tianareo? Fa maninona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:39
2689
(
12/03/2004 16:04)
Le poulet traverse la route
[Hatsikana sy Lalao] Ialan-tsiny ny teny baiko, niniana tsy nadika fa manjary miova ny hevitra, dia mba ampio izay tokony ho fihevitry ny olo-malaza Malagasy momba ny lohahevitra. Ialan-tsiny koa raha...
tohiny
novalian'i rindranavalona ny 08/04/2004 14:35
nananie
(
12/03/2004 15:03)
Fihaonana.
Ary hono woa, mba nihaona ihany ve isika taty am-pita e?Dia taiza?Mbola misy miheritreritra ny hihaona ?...
tohiny
novalian'i ralay ny 02/04/2004 04:23
xxx
(
12/03/2004 14:43)
Ny silamo ve no tena mpanjifa sa ahoana eh
Miala tsiny aminareo silamo aho fa ny zavatra hitako no lazaiko.
Raha eto Bruxelle dia any @ Gare du Nord any no misy ireo trano fitaratra fampirantiana vehivavy. Toerana izao itobian'ny Maraokanina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:37
nananie
(
12/03/2004 14:26)
Fitia sur le net!
Iza no efa nahita ny atao hoe fitiavana tamin'ny net nareo?
Dia ahoana sy ahoana ny fandehany?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/05/2004 22:32
nananie
(
12/03/2004 14:19)
???
11 septembre ( USA) = 11 mars (Espagne)????...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 30/04/2004 15:08
peluche
(
12/03/2004 12:30)
ny lehilay moderne
manampy ao an-trano,manasa vilia,mampiseho fitiavana fa tsy lay tery saina be reny,tsy manao didin-jadona.sa ahona hoy nareo?mbola lava ny liste ka zay te-hanampy manampy...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 17:29
librepenseur
(
12/03/2004 10:17)
Ny haino aman-jery !
Zava-misy eto Madagasikara:
Mahavariana fa matetika dia hita sy re fa miteny ratsy ilay mpilalao eo amin'ny fahita lavitra. Teny frantsay moa no ankamaroan'ny horonan-tsary hitan-tsika, izao anefa, r...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2004 00:39
isrine
(
12/03/2004 09:48)
teny 1 ahodikodina
teny misy dikany ary tsy argo, misy hasiny telo farafaharatsiny.
ohatra: hariva / hirava
na tenimparitra aza ny teny azo avy eo tsy maninona...
tohiny
novalian'i olly ny 17/05/2004 12:01
tsiky2004
(
12/03/2004 09:39)
ahoana raha manambady lehilahy efa zokizoky fa tsy mitovy taona @ tena,
ahoana ny fahitanareo ireny sipa manambady lehilahy zokiny 10 na 15 ans ireny...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:16
nananie
(
11/03/2004 18:40)
"Gafilo"
Nareo ve mihevitra hoe tsy hisy mpanodina ndray ve ny fanampiana azo avy any ivelany? ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 10:21
jhouhlambout
(
11/03/2004 17:52)
flash info
Mangatsiaka be ny andro aty aminay!...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 23/04/2005 08:20
nananie
(
11/03/2004 14:38)
Tifatif
Ahoana no fahitan'areo an'izy ireo?Feo, Look sns?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:26
lema
(
11/03/2004 12:41)
fille facile
misy ireo zatovo vavy izay mora kotina sy mora asina tokoa, misy ny milaza azy hoe maivan-doha misy koa anefa milaza zavatra hafa,ary samy manana ny fijeriny daholo isika rehetra fa ny fahafataran'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:20
