inona no tianareo ry manangy..

1. joda ( 13/03/2004 13:58)
inona no tianareo
lehilahy be volotratra sa
be volombava
be volotongotra
be volokelika
be volo.....
pelaka kosa raha dia tsy misy ny 1 @ireo e...
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:17
2. gable ( 13/03/2004 14:09)
Tsy aiko aloha fa za lehilahy e!
3. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:16)
vehivavy
4. samoina ( 14/03/2004 20:51)
Atsy ambadika enao rajoda manontany fa any ny be vavy mamaly a ! Ny ahy vaiavy be volondoha sy mitovy volon-koditra no safinidiko !
5. mozart ( 14/03/2004 16:39)
mmmmmhh! tsy haiko fa za kôfa nefa manangy no anontanian'nedala! diso adresse'ty!
6. nananie ( 15/03/2004 14:24)
Tsy diso adiresy zany ka.Ho an'ny pelaka kosa angamba io fanontaniana io.
Ka in hono zany ny mba hevitrareo e?
7. six ( 16/03/2004 11:39)
8. didi ( 16/03/2004 18:38)
tena very marina ianao izany !
9. fijo ( 17/03/2004 09:51)
ka mba mamalia kosa ny sipa e
10. nananie ( 18/03/2004 11:53)
Ka efa atsy ambadika anie ny an'ny sipa e! Fa io fanontaniana io woa ho an' ny pelaka.Ramaso niteny we misy lesb ato ka pelaka ndray ve no tsy hisy e?!
Miandry zé pelaka ô! Sa menatra ndray nareo ato e?
11. fijo ( 19/03/2004 20:45)
ny manangy kosa tsy pelaka izany e
12. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:58)
resabolo kosa io fa tsy resabod fa aiza ary i nananie izany
13. fijo ( 19/03/2004 16:59)
lasa saina izy e.aza homena tsiny
14. nananie ( 19/03/2004 10:37)
Ny saiko mety lasa fa za eto ihany!
15. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:09)
hahaha
16. sara ( 23/03/2004 17:17)
fa maninona no resa-bolo no anontanianao fa tsy hafahafa kokoa ry Joda,
17. hendry ( 24/03/2004 16:19)
ohatra hoe halava, hafohy, hangeza,
18. fijo ( 25/03/2004 11:25)
gasy,vazaha
19. xxx ( 25/03/2004 15:39)
eny hoa ry hendry ,maninona raha mba le fananana no anontaniana ,lava sa fohy ,vetaveta kely sa vetaveta be
20. fijo ( 26/03/2004 10:17)
kay veta be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3088