Hira manao ahoana?

1. jhouhlambout ( 12/03/2004 18:00)
Inona ny karazana hira tianareo? Fa maninona?
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:39
2. ikaretsaka ( 13/03/2004 20:34)
Amiko dia Art ny mozika , ka henoiko sy ankafiziko @ maha art azy! henoiko daholo ihany fa jazz no tena henoiko.. satria manitikitika ahy creativite ilay improv. ny arrangements. sns.. hoe ahoana any fahaizan'ilay mpanakanto miangaly azy mampiasa ilay mozika miaraka amin'ny creativite ka hanaovany zavatra hafa mihitsy eo ambonin'ilay mozika?
Da raha vao ilay synthe 1 sy band in a box aloha de tsy any aho e
3. jhouhlambout ( 13/03/2004 20:19)
Ary ny mozika klasika
4. kitjo ( 13/03/2004 10:46)
ary tek',hihihii
5. ikaretsaka ( 13/03/2004 13:39)
ny mozika klassika ohatran'ny heo sekretera dia misy notes (taratasy eo) dia tendrena iny ...dai rehefa tsy ao anatin'iny dia fanina.. fa tsar aihany ka
6. donemaskit ( 15/03/2004 20:56)
za tsy tia klasika ny mozika tiako dia ilay créatif nefa tsara rindra... ohatra :
ny mozikan-dra Silo (tsapiky-techno-jazz... tsy hay)
folk (Dave Matthew, Nelly Furtado, Corrs,...)
rock 60s (beatles, beachboys, ...)
poprock (U2, Oasis, Aérosmith, ...)
jazz fusion (R. Bona)
7. nananie ( 15/03/2004 13:51)
Ny onoiko daholo rehefa hira.Tsy manana préférence za.Rehafa tsy mbola leo, dia maino fôna.
8. hendry ( 15/03/2004 16:59)
Mihaino ny mozika rehetra fa ny tena ankafiziko dia ny slow hard, mmhhhh.
9. ds ( 16/03/2004 09:12)
"J'aime ce qui est authentique c'est à dire le jazz et le classique". Azafady amin'ny teny frantsay fa izay no navaliko ny olona nanontany ahy. Mba manaraka ireny hira vaovao ireny (rnb, ragga sns) aho kanefa tsapako fa rehefa elaela toa lany manja izy ireny. Rehefa mihaino Vivaldi, Bach, Mozart na Beethoven...
toa tsy lany manja mihitsy. Toraka izany koa ry Georges Benson, Stan Getz, Earl Klugh, West Bound (West Montgomerry), Stanley Jordan... Fahiny anefa toa ry Shadows, Jimmy Hendricks, Peter Frampton, Creedence Clearwater Revival, Crosby Still Nash & Young no tena nankafizina. Tsy latsa-danja amin'izany ny antsika toa an-dry Barijaona (fahiny) sy Rossy (ankehitriny).
10. ikaretsaka ( 16/03/2004 09:59)
ry mahaleo aza adino.. vao miala ny gitara dia heo ataovy le mahaleo ohatran izao dia iza no tsy mahay raha mitaingi tamboho?
11. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:29)
ary Gitara be kao ry DS izany!
12. ikaretsaka ( 17/03/2004 11:03)
inona ny hitiavan'i hendry ny slow hard ?
13. jhouhlambout ( 17/03/2004 19:49)
Sady moramora no mavesatra be an!?
14. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:37)
hafa indray izay mora mavesatra izay
15. ikaretsaka ( 18/03/2004 20:07)
mazkit> R.Bona somary mifangaro afrikanina fa tsy tena dusion loatra.. raha fusion dia ry bob james ireny no fusion n ary keiko matsui n ary gota
16. kally ( 18/03/2004 17:01)
Ny ahy tiako Lôlô sy ny tariny tsy mankaleo.Dia tiako koa Rolling Stones,Neil Diamond,The Doors tsy mankaleo daholo na henoina foana aza.
17. ikaretsaka ( 19/03/2004 20:33)
rehefa leoleo iny dia mihaino coltrane na miles davis na jaco ... hmmm
18. fijo ( 19/03/2004 10:13)
ny ahy tiako daholo ireo fa ampiako norah jones,kezia jones,ben harpper,eagle yes cheri.
19. kally ( 20/03/2004 11:10)
Ny ahy koa ny hiran'iPoopy betsaka no tiako kah!dia betsaka e!atoandro eto ny alina raha ho tanisaina.
20. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:05)
ary iz ano mozisianina gasy tena ankafizianreo? toa mpihira foana no ambetinteny manko ko! aoka izay fa efa be izay resaka fihiran'i anona sy i anona izay.. fa ny fitendrin'i anona sy anona indray resahina... nyahy zao ny tiako ny fitendrin'i toty sy ny style-ny mihitsy dia raha gitara dia i bekoto. raha piano dia i bessa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4968