Hira manao ahoana?

21. donemaskit ( 22/03/2004 20:46)
raha basse dia Silo
clavier mbola Silo ihany
aponga ra Bim
gitara Lambertus
...
22. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:10)
silo misy rythme tsy mbola voany rehefa basse ko
23. ikaretsaka ( 24/03/2004 09:36)
za.. arrangeur an'i feon'ala lery io raha tsy diso aho.. ilay mpanao ireny groove be an'i feon'ala ireny
24. donemaskit ( 24/03/2004 17:53)
fa ny fitendrin-dra Silo misy classe !
25. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:00)
fa i silo tsy polyvalent raha basse.. tsy mi slap loatra izy ohatra
26. donemaskit ( 25/03/2004 17:31)
Silo no arrangeur e !!
27. ikaretsaka ( 26/03/2004 10:44)
mazava ho azy..
fa raha te hanala azy indray dia ilay hira adaladala (3% sy tempo gaigy, tifatif) ireny ange andramo tendrena dia aza atao dance e.. daha tsy ... aleo no comments
28. six ( 26/03/2004 10:01)
fa ny an'i silo marina anie r'ikaretsaka milay e, na dia tsy m-slap loatra aza izy, fa ny clavier-ny kou m'lay an!
29. vahona ( 05/05/2004 00:09)
tiako ny miheno ny hira rehetra fa le classique angamba raha atao be dia be loatra mety hampatory ahy ihany ka!!!
30. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:05)
ka maninona raha miheno classique alohan'i dodo!
31. fijo ( 10/05/2004 22:45)
sao vita any rajhiohl an.
32. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:44)
an-3 tsy voatery
33. kitjo ( 11/05/2004 19:03)
vita manin?
sax ko tsy ratsy
34. fijo ( 11/05/2004 23:12)
ssao lasa manaraka andry mozart any ialahy rajhouhl ka.
35. ikaretsaka ( 12/05/2004 04:55)
za mihaino classique alohan'ny dodo.. chopin sy lizt
36. kitjo ( 12/05/2004 09:19)
ny an ramaso kosa rangah za foana kianiny le
mba eritreritra mitovy fa tsy zany
37. rindranavalona ( 12/05/2004 09:47)
Ny ahy rehefa tsy mivalana ilay hira, ka tsy monotone be dia tiako.
38. fijo ( 12/05/2004 22:58)
manomeza ohatra hoe ry rindra
39. jhouhlambout ( 13/05/2004 08:22)
hira metaly...?
40. kitjo ( 13/05/2004 18:22)
fa tsy hira plastika an
3 @ 500 fmg * ariary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1128