Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jhouhlambout
(
19/03/2004 19:35)
Raoviana?
Raha misy olona roa(L/V) mpinamana efa ela, raoviana vao azo atao hoe mpifankatia izy roa? ...
suite
répondu par fijo le 24/06/2004 22:41
xxx
(
19/03/2004 15:25)
Ny gasy tia miolakolaka
Asa aloha fa ny fahatsapako, dia ny gasy toa mahitsy eh.
Toa tsy manao ilay hoe oui, mais, na yes but. ...
suite
répondu par mimich le 27/08/2004 14:18
amfhaja
(
19/03/2004 13:39)
Ahoana ilay fihetsiketsehina rahampitso
Raha izaho manokana dia tsy mankasitraka ilay fihetsiketsehana io satria: ianao ve efa teo amin'io fitondrana io, inona no mba vitanao teo? ary raha hampihakatra ny karama ianao, amin'ny fomba ahoana
...
suite
répondu par hendry le 24/03/2004 14:57
ikaretsaka
(
19/03/2004 11:52)
Ekipa kanetibe Namana any @ RNS
Ho an'izay tsy mbola mahafantatra ary mipetraka any Eoropa dia nahaforona ekipana Kanetibe isika eto amin'ny namana ka + handray hanjara voalohany izy ireo any amin'ny RNS any vichy. Tongava manohana...
suite
répondu par oully le 21/04/2004 18:06
ralipo
(
19/03/2004 09:43)
30 taona
Tena marina ry zareo fa rehefa feno 30 taona ny vhv dia mankafy m... sa ahoana hoy ianareo??...
suite
répondu par pitchou le 24/04/2004 08:55
ikaretsaka
(
18/03/2004 20:39)
vehivavy mikoty lehilahy eny an-dalana
Azo lazaina hoe kolontaina ve ilay izy? dia ahoana ny fandraisanareo azy?...
suite
répondu par mabloo le 25/06/2004 10:23
librepenseur
(
18/03/2004 20:05)
ALAHAMADY BE
Rahoviana isika malagasy vao hankalaza ny fetin'ny malagsy ?...
suite
répondu par fijo le 16/06/2004 22:45
kally
(
18/03/2004 17:35)
Blog,ahoana indray ?
Ahoana ny fahitan'ny namana an'io?...
suite
répondu par six le 03/06/2004 06:48
kally
(
18/03/2004 17:24)
Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..
Inona ny tsy fahavaran-tena hitanareo eny @ olona akaiky anareo ka tsy zakanareo indrindra,ohatra hoe akanjo mivaha moron-tongotra sa akanjo miforiporitra ets....
suite
répondu par pitchou le 04/06/2004 18:31
kally
(
18/03/2004 17:06)
Ireo hira vahiny nohagasiana ny tonony
Samia ary milaza izay hira vahiny nohagasiana izany hoe nadika t@ fomba fahenoana azy ohatra hoe : Point de vue de face Babylon (By the rivers of Babylon) na ô ry mpivaro-mangahazo asio ranondranony ...
suite
répondu par ari.malala le 28/05/2004 12:45
joda
(
18/03/2004 16:37)
anatra ity...
aza loza ry mpifakatia raha hiady lava a...mifankaleo ny farany dia misaraka...malahelo ery anefa rehefa avy eo fa lasan'ny olona ny entana...
suite
répondu par fijo le 31/03/2004 20:59
xxx
(
18/03/2004 16:24)
Ody hozatra sy....
Ireto mba misy lisitry ny tapa-kazo fampiasan'ny malagasy. Aphro-natoraly
Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana.
Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an....
suite
répondu par tsilan le 29/04/2004 12:10
lema
(
18/03/2004 13:50)
famaritana
ahoana ny famaritanareo vhv zany hoe lhl mahay mirevy zany:
mahay mandambolambo ve
mahay mitsaokalentika ve
mahay mampifila ve
sa inona mitsy e...........
suite
répondu par fijo le 05/04/2004 22:37
lema
(
18/03/2004 13:34)
vehivavy hono ka hoe
"ny vehivavy no fototry ny ratsy rehetra"
manaiky an'izany ve nareo?...
suite
répondu par ramaso le 04/04/2004 03:49
lema
(
18/03/2004 13:26)
tsy mety afa-po
fa ny ankamaroan'ny sipa tena tsy mety ho afa-po mihintsy an efa atao daholo zay rehetra mety ampifaly anareo fa nareo tena mahay mila vaniny mihitsy,oh:mba mitodika kely énao dé ozy ny sipa hoe fa ...
suite
répondu par fijo le 05/04/2004 22:38
joda
(
17/03/2004 20:23)
tsy tiako ny mpivady...
tsy tiako ny mpivady mpanimba entana rehefa miady..
...
suite
répondu par fijo le 30/03/2004 20:16
jhouhlambout
(
17/03/2004 19:47)
Rehefa maty ny olona....
Fait scientifique:
Rehefa maty hono ny olona dia mihena 21 grammes foana ny lanjany,
-Le poids de l'âme?!?
-Lanjan'ny fanahy vé?...
suite
répondu par jhouhlambout le 23/12/2004 19:59
nananie
(
17/03/2004 15:40)
Misy problème kely ô!
Salut
Tsy fantatro, fa efa in 3 aho zao no nandefa sujet ato @ forum, dia lasa soamatsara le izy, fa rehefa mba te hijery ny valiny ah, dia tsy misy hita na ny sujet napetraka aza.Tao @ resa-dehil...
suite
répondu par nananie le 26/03/2004 11:48
hendry
(
17/03/2004 15:40)
ny lhl hono be hambom-po?
Oharina amin´ny vhv hono ny lhl dia be hambom-po be? Inona ny mahatonga an´zany?...
suite
répondu par pitchou le 02/07/2004 18:50
hendry
(
17/03/2004 15:39)
sika vhv hono kitohina?
Fa inona no mahatonga antsika vhv hanana zany toetra zany kay? kizitina, mora sosotra, mora enti-po, mora andairany sy ny sisa. Tsy midika akory zany hoe ny vehivavy rehetra a, fa ny ankabezany hono. ...
suite
répondu par fijo le 06/04/2004 21:41
