Misy problème kely ô!

1. nananie ( 17/03/2004 15:40)
Salut
Tsy fantatro, fa efa in 3 aho zao no nandefa sujet ato @ forum, dia lasa soamatsara le izy, fa rehefa mba te hijery ny valiny ah, dia tsy misy hita na ny sujet napetraka aza.Tao @ resa-dehilahy sy resa-behivavy ary finoana.
novalian'i nananie ny 26/03/2004 11:48
2. ikaretsaka ( 17/03/2004 16:42)
ka sao hevitra meme sujet dia nalamin'ny mpandrindra ko
3. hery ( 17/03/2004 18:27)
Ilay sujet nesorina dia hoe

"Les hommes sont des lâches"

Zany ve tsy anisan'ny manopa anah? :)
i nananie anisan'ny mpampiditra sujets betsaka eto fa raha sujet ôtran'izany (sy ny an'i joda izay esoriko matetika koa) dia tsy hitako hoe hitondra ho aiza...
Inona ary no tanjona amin'io sujet io? Sa ao amin'ny Hatsikana sy Lalao?
4. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:59)
za mba gaga
5. nananie ( 18/03/2004 10:28)
Ka sendra mba mila valiny fotsiny anie za e! Betsaka ny sipa vazaha mitovy heritreritra amin'io, dia mba tiako fantarina fotsiny hoe miombo-kevitra aminy ve ny olona ato, indrindra fa ny sipa gasy?! Zay fotsiny anie e.

Fa tena mahatsiaro voa be anga Ikaretsaka?
6. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:25)
tsy heo voa be fa ilay hevitra mankaty de mankary no tsy voako
7. nananie ( 19/03/2004 10:04)
Eny ary e!
8. kitjo ( 21/03/2004 10:59)
fa ngah tokony misy mahavoa an ikaretsaka le resaka?hihihi
9. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:59)
ilay hoe sady resadrhilahy ilay izy no resabeivavy no resaka fiaraha monina.. asian'i nanaie exemple 1 aby ao dia lasa tsy hay intsony hoe inona no tena fotoeevitra
10. nananie ( 26/03/2004 11:48)
eh! resa-behivavy sy resa-dehilahy iany no nanasiako azy kou! Amizay sady mahazo ny hevitry ny vavy sy ny an'ny lahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629