Liste des messages

Liste des messages, inserés par nananie, par ordre de date
Nananie ( 27/09/2005 10:29)
Manondraka vonikazo.
Mba nividy voninkazo @ pot za zany, dia mba tiko ho fantatra hoe inona no tokony atao mba hikolokoloina azy? Nisy niteny ahy we tsy mila tondrahana isan'andro fa manjary lo. ... suite
répondu par pika le 10/10/2005 10:04
Nananie ( 18/04/2005 14:46)
Un Américain, un Japonais et un Belge...
Un Américain, un Japonais et un Belge sont assis nus dans un sauna. Soudain, le bruit d'un " beep " se fait entendre. L' Américain appuie sur son avant-bras avec son index et le " beep " ... suite
répondu par sasa le 26/04/2005 04:46
Nananie ( 25/03/2005 10:58)
fer à repasser
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandot... suite
répondu par saotra le 14/04/2005 00:48
Nananie ( 25/03/2005 10:53)
Tana in love
Naheno aho hoe hisy an'izy io aty France. Iza no hafaka manamarina an'io, aiza ary ôtrinona ny fidirana? Sa io ve no tohin'ilay nolazain'i Welie any Allemagne?... suite
répondu par fijo le 01/04/2005 21:54
Nananie ( 25/03/2005 09:43)
Il ne faut jamais sous estimer son adversaire.
Cela se passe dans un train : Un gars assis mange bruyamment des crevettes roses qu'il sort d'un sac.Il les décortique et jette les carapaces par la fenêtre du train...Une vieille femme assise en... suite
répondu par clerahari le 30/06/2005 10:06
Nananie ( 18/03/2005 16:26)
Rencontre inattendue.
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?... suite
répondu par fijo le 11/05/2005 21:08
Nananie ( 07/02/2005 11:09)
St Valentin.
Inona no [i]souvenir[/i] tsara indrindra @ 'zay efa nihainanareo t@ [i]St Valentin[/i]?... suite
répondu par fijo le 06/04/2005 22:40
nananie ( 06/10/2004 10:00)
Da Vinci Code
Inona no mba hevitrareo momban\'io boky io? ... suite
répondu par tsoupou le 14/11/2005 08:33
nananie ( 11/06/2004 16:23)
Tery saina
Nareo ve tsy mahatsikaritra fa refa miresaka sipa mipetraka aty an-dafy de tonga de lazain'ny olona fa sipa maditra? In kay no mahatonga an'izany e? Noheverina izy io fa efa olona somary tery saina ... suite
répondu par felicia le 04/04/2005 00:48
nananie ( 06/05/2004 10:48)
Miss manja
Efa hitanareo ve le miss manjan'ny Toulouse? Commentaires?... suite
répondu par xxx le 01/01/2005 15:49
nananie ( 03/05/2004 15:40)
Isa .
Salut daholo. Masika be ry reto le règle vaovao a. Rehefa fohy lôtra ny zavatra resahana de tsy mahazo isa hono. De za zany tsy hahazo isa mihintsy de avy eo koa tsy hitombo intsony ny biz omena n... suite
répondu par fijo le 18/05/2004 23:19
nananie ( 03/05/2004 15:11)
Villa vanille.
Anarana film natao tany Dago io. Efa ela no nivaoka raha tsy diso za. Efa nisy nahita an'io ve nareo?... suite
répondu par zaira le 19/05/2005 08:15
nananie ( 29/04/2004 12:42)
"Capuera"
Iza no manao an'io karazana spaoro io ny namana?... suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:10
nananie ( 29/04/2004 12:41)
Apandisita
Iza no efa nodidina an'io? Dia mila mijanona any @ hôpitaly ela ve? ... suite
répondu par ludo le 01/08/2004 19:53
nananie ( 29/04/2004 12:32)
Rômantika.
Nareo ve mino fa misy ny bandy atao hoe romantique? Dia ôtran'ny aôna aminareo ny kôfa romantique? Misy miteny hoe bandy romantique hono attentionné be foana, sns...... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:49
nananie ( 28/04/2004 15:50)
Mitady gasy avy ao Martinique na Guadeloupe.
Misy gasy avy any ve ato @ namana ô?... suite
répondu par fijo le 17/06/2004 22:10
nananie ( 23/04/2004 10:54)
Fanenjehana.
Manahoana daholo ô. Hono wa ry reto, nareo ve efa nenjehan'ny sasany tato @ namana? Misy tena tsy mahalala menatra mihintsy manaparitaka zavatra tsy marina momban'ny namana sasany ato.... suite
répondu par fijo le 08/12/2004 23:51
nananie ( 19/04/2004 13:08)
Zistoira...
Ndao averina indray lay kilalao nataon'i Hery tato taloha e! Manao teny 3 fotsiny, tsy atao miôtra, dia tohizana ny tantara. Indray andro hono...... suite
répondu par booboo le 04/07/2004 20:51
nananie ( 31/03/2004 14:43)
Boulimie et anorexie...
...aretina mpitranga @ olona aty an-dafy io. Arenti-tsaina ve no mahatonga izany sa? Ary ny any @ toerana an-dàlampandrosoana koa ve dia mety hahitana azy?... suite
répondu par jhouhlambout le 05/04/2004 18:20
nananie ( 29/03/2004 17:49)
Esy e!
- Comment! dit le papa, tu as mangé toute la mousse au chocolat à toi tout seul...Sans même penser à moi? - Mais si papa, j'y est pensé tout le temps! -Ben voyons!!! - Mais si je t'assure! J'... suite
répondu par nananie le 30/04/2004 09:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122