Fanenjehana.

1. nananie ( 23/04/2004 10:54)
Manahoana daholo ô.

Hono wa ry reto, nareo ve efa nenjehan'ny sasany tato @ namana? Misy tena tsy mahalala menatra mihintsy manaparitaka zavatra tsy marina momban'ny namana sasany ato.
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:51
2. aladin ( 23/04/2004 12:36)
iza kou 'zany?????
3. booboo ( 23/04/2004 12:39)
avoahy dé homboy !
4. kally ( 23/04/2004 13:17)
Mba loza koa ry reto izany raha tafiditry ny fahavalo ny namana,avoahy ry Nananie ho tsarain'ny vahoaka a!
5. ramoul ( 23/04/2004 14:19)
homboy izay mpanenjika ééééééééééééé!
6. hery ( 23/04/2004 15:29)
Ao anatin'ny fitsipika mitranga eto amin'ny serasera ny fifanajana sy ny sisa.
Ny hafatra misy ompa sy fanaratsiana anao dia azonao sakanana (jereo ilay hoe Sakano ny hafany) kanefa koa azonao atao ny mandefa fitarainana aty aminay miaraka amin'ny fanazavana fohifohy momba ilay hafatra (mpandefa, daty sy ora)

Manjary manao toa ny ataony koa raha ohatra ka avoaka ampahibemaso eto hoe iza izy. Fa tsara raha izahay no andefasana ny solonanarany.

Farany: Aza kivin'izany manenjika izany fa na izaho aza tamin'ny voalohany mba nahazo hafatra fanaratsiana sy fanenjehana ny serasera.org foana. Dia izany ve no hijanonana?

Mahereza
7. kitjo ( 23/04/2004 15:50)
Be lotra ato ra zany ary misy olona hanaratsy fts no ataony ato,mitondra ps bdb fa ra oh anah aloha tsy rarahiko tsn e
8. aladin ( 23/04/2004 16:24)
ka tsy matotra kosa ny fikan'izany oul 'zany kah!!!teneno tsilaim any @i hery 'zany ry nananie refa tsy holazaina ampahibemaso a!de tonga de ipitsio any ry hery a!
9. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:33)
zay mihitsy.. ataovy LOIN!
10. nananie ( 26/04/2004 15:51)
Marina ny hevitrareo. Ny mahagaga dia hoe in mintsy ny intéretn'ny le oul anaovana an'izany e?!
11. ikaretsaka ( 26/04/2004 22:00)
tsy ampy azy ny fiainany dia ny an'ny olona no jereny
12. methode ( 26/04/2004 23:50)
Fa tena misy marina tokoa ve io hoe manenjika io fa maromaro ny namana mitaraina aty amiko momba
13. nananie ( 28/04/2004 11:46)
Za zao victime no milàza aminao an'io.
Ny loza ary an dia nisy ol niteny tany @ namana iray hoe IANAO IO HONO NO ASIANY AMIN'IO LOHA HEVITRA IO! Zany ve reto dia matotra??? Ny fanenjehana efa atao , ny mampiady ol koa etsy andaniny. Fa aiza ary ny halehantsika malagasy raha ato dia efa izany ny toetra?????
Tsy mandroso lavitra mihintsy isika raha mbola izany no mibahana ao an-tsaina.
14. booboo ( 28/04/2004 12:53)
avoahy hôa de homboy ! sa hombohiko ?
15. hendry ( 28/04/2004 13:53)
Nananie a, aza mamaky loha @ zany fa ny ataonao ihany atao, raha vao hitan´ny olona koa anie enao hoe miferon´aina @ zany dia vao maika hataony e. Aza raharahaina fotsiny dia vita.
16. hendry ( 28/04/2004 13:55)
Enao ihany aza dia efa manontany hoe zany ve dia matotra? ka raha zao tsy matotra rehetra zao no amakianao loha dia lany andro sy marary fo eo enao.
17. nananie ( 28/04/2004 15:33)
Ka za anie tsy mivakl e! fa ôtran'ny hoe mba milaza zay zava-misy ato za mba hitandreman'ny sasany.
Sôtra!
18. zokinifijo ( 29/04/2004 13:07)
matoa ianao misy manenjika dia mboola any afaranao izay le olona ka inn no irarahianao izay any afara any raha mbola hanenjika koa izy.Asaivo manao fifonana aloha fa raha tsi izany hoe ianao taraiky any aoriana any foana.
le chien aboie le karravanne pache.
19. beko ( 29/04/2004 21:49)
na an tsoratra aza ny gasy dia mbola manenjika ihany ,
20. alz ( 30/04/2004 08:40)
Tsy resaka gasy ihany io Beko an! Ny sasan-tsasany amin'ny gasy! ary ny faibles rehetra iraisam-pirenena dia manao an'io daholo.
Izay manam-potoana mbola hanenjehina ny hafa dia aleo handany fotoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383