fer à repasser

1. Nananie ( 25/03/2005 10:58)
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandoto lamba rehefa mipasoka?! Merci.
novalian'i saotra ny 14/04/2005 00:48
2. soanjan ( 25/03/2005 11:20)
Asio labozy de fafao taratasy rehefa mirehitra ny fer an ! Mba andramo ihany izay fa mety. :lol:
3. soanjan ( 25/03/2005 11:22)
Asio labozy de fafao taratasy rehefa mirehitra ny fer an ! Mba andramo ihany izay fa mety. :lol:
4. chipie1 ( 25/03/2005 11:44)
ilay rano ataonao ao anatiny sao de rano aminy robinet? za manko efa tratranio fa nariko mintsy ilay fer , fa miraikitra be mandoro lamba alikamaty :lol:
:-D
5. booboo ( 25/03/2005 11:45)
:-D :-D
6. vadimalala ( 25/03/2005 12:01)
Rehefa hoatr'anio dia kikiso ami'ny lam le maintimaty miraikitra iny, raha tianao dia esory ny rano ao anatin'ny le fera, enao no mandraraka rano eo ami'ny lamba, hoatran'ireny mamafy rano ireny, tsy atao betsaka, ary indrindra verifier-o ny degré de temperature amin'ny lamba ze pasohanao, ny manify sy ny matevina tsy mitovy ny hafanana, jereo tsara io, rehefa hitanao fa mitady hiraikitra le lamba, ahenao fa mafana fa be loatra zany. Mampiasa ireny passe mouille ireny amin'ny lamba maivana toy ny lobaka. Hitanao fa ahita fahafinaretana enao hipasoka.
7. betty ( 25/03/2005 12:35)
Misy gomme special kou fanalana io tache io @ grande surface d efa mahita eo @ rayon menager
8. hery ( 25/03/2005 13:17)
ka raha ohatra ka efa voan'ny tasy ilay akanjo (calcaire angamba kanefa efanasiana anti-calcaire ihany le ranom-pera) dia inona no atao?
Aza tenenina hoe sasao indray fa tena lobaka ho entina amin'ny paska ve sady zah efa sahirana be nipasoka azy fa tsy tiako ny pasohan'ny vehivavy :-p

9. annie ( 26/03/2005 09:35)
Efa lasa vazah daholo isika zany an?
Afanao aky ny fera a! rehefa manafa tsara de asio labozia,avy eo de kikiso @ paille de fer,ho hitanjy fa madio tsara.Tsy maninn mihintsy na rano robinet aza no ampiasaina fa mety foana io.
Tandremo sao may ny tanana an?
10. yonikafopl ( 26/03/2005 14:09)
chipie1 hihihihih njy kou
hery lol
11. chipie1 ( 26/03/2005 17:47)
misy rano special aminy grande surface reny fatao aminy fer , tsy lafo
12. dadabe ( 27/03/2005 13:35)
tsotra ny fanafodiny ,ataovy mahamay be le fera de pasoy ny fasika(tsy vovoka a! fa fasika)de ho hitanao fa hadio ny vodim-peranao .mba andramo ihany
13. ranary ( 30/03/2005 08:50)
Nananie:

Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandoto lamba rehefa mipasoka?! Merci.



salut!
diovy @ vovo-tsira de mety e!
alaivo ny eponge maina de raraho sel fin de iny hikosehina azy fa madio tsara avy eo
bye
14. majakely ( 30/03/2005 12:06)
dadabe aiza no ahitana fasika aty ,?toa ho sarotra ihany ny hanaraka ilay tor-hevitra kno!
15. Ramaso ( 31/03/2005 06:36)
lavenona ampiasaina.. taratasy dorana de le lavenona iny .. fa mety
16. mandrindra ( 31/03/2005 14:13)
be loatra ny hevitra isankarazany, rehefa tsisy mety ireo dia mividiana vaovao
17. Nananie ( 08/04/2005 15:10)
Misaotra an-tsika rehetra t@ le hevitra :-*
18. iartistika ( 08/04/2005 18:11)
ovay fera saribô!
19. dadabe ( 09/04/2005 09:41)
ka mbola tratra ihany anie elah na dia feran-tsaribao aza e
20. saotra ( 14/04/2005 00:48)
de aza mipasoka tsony ery e, ra zany fona no anahirana anareo eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4438