Boulimie et anorexie...

1. nananie ( 31/03/2004 14:43)
...aretina mpitranga @ olona aty an-dafy io. Arenti-tsaina ve no mahatonga izany sa? Ary ny any @ toerana an-dàlampandrosoana koa ve dia mety hahitana azy?
2. ikaretsaka ( 31/03/2004 20:09)
misy tokoa ny anorexia any Dago.. betsaka ny sipa tartrany.. ary matetika sipoa no voan'io an
3. angie ( 01/04/2004 11:08)
misy namako tena nijaly t@ io, fa ny azy indray complexe no naha grave azy.
4. ramoul ( 01/04/2004 14:57)
Izaho aloha tsy mahafantatra iazy misy ny any dago any fa rà amiko manokana dia ny aretina tsy mifidy izay asiana.Ka na firenena iza na firenena iza dia mety ho tratrany

5. nananie ( 02/04/2004 10:12)
ny 90% des cas aty an-dafy daholo!
6. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:51)
le anorexique no gravy.. ohatran'ny fantome
7. samoina ( 05/04/2004 10:37)
Ny fantome vakiana @ tantara r'ikaretsaka afaka manapaka rindrina saingy ny anorexique kosa raha vao tsimpindina angamba dia mety hitsingidina. Mampalahelo tokoa saingy resaka fitaizana ihany io raha ny hevitro. Satria tsy dia raharahin'ny RaDniny loatra ilay ankizy dia manao ny ataony ary rehefa zatra izany ny toe-batany dia saro-sitranina izy
8. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:20)
Efa hatramin'ny Antiquité io é! Jereo fotsiny ry zareo Romains, manao sakafobe avy eo...blllll......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3319