Isa .

1. nananie ( 03/05/2004 15:40)
Salut daholo.
Masika be ry reto le règle vaovao a. Rehefa fohy lôtra ny zavatra resahana de tsy mahazo isa hono. De za zany tsy hahazo isa mihintsy de avy eo koa tsy hitombo intsony ny biz omena ny namana satria tsy hahafeno an'le 500 mintsy za. :-( !!! Mampalahelo za.
Ny olana mantsy de ohatra hoe manaiky ny tenen'ilay olona teo aloha tao @ forum ohatra dia tsy hafaka manao commentaire lava be.
novalian'i fijo ny 18/05/2004 23:19
2. hery ( 03/05/2004 15:48)
Zay indrindray no nanaovana anazy kou :)
Rehefa mamaly kely fotsiny dé tsy mahazo isa :)
Fa afaka mampitombo tahiry biz'oroka kou angé e. Jereo ilay hoe [Hampitombo tahiry] http://namana.serasera.org/?rub=addbizou fa afaka mampitombo tahiry gratôs...
3. samoina ( 03/05/2004 16:19)
Ilay Allô pass io angà moa ry Hery tsy misy vola aloha ? Mba fanontaniana ny ahy fa aza hatao mahatezitra an ! Raha toa ka hilaina hanoanana ara-bola ny seraserantsika dia hampiasa tsindraindray izahay saingy tsara mba lazaina ihany mba hazava ho an'ny rehetra.
4. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:02)
misy tsy mampety azy kely tokotrany aloha ilay izy e.. las alafo loatra izany sy lasa teriterin-kisa aby le olona
5. hery ( 03/05/2004 20:22)
Hahaha,

Zà rehefa manoratra dia tsy mieritreritra isa mihitsy. Zé isa ao isa.
Ny anarako tsy mety tafapoitra etsy amin'ilay hoe be isa mihitsy kanefa zà mba mpanoratra matetika eto amin'ny forum.
6. ikaretsaka ( 03/05/2004 20:31)
ka lasa fanerena ilay izy ko.. ohatran'ny manoa basket io. dia izao izany rehefa mi dunk dia tsy m,aty fa rehefa manao 3 points ihany?
misy tsy mampety azy ihany
7. hery ( 03/05/2004 20:40)
Raha mi-dunk kanefa reprise dia tsy maty.

Mazava ho azy fa rehefa faran'ny volana dia tsy iza 500 intsony vao tahiry biz'oroka iray.
8. ikaretsaka ( 03/05/2004 20:50)
ka dunk madio ilay izy fa tsy reprise ko. lasa hoatran'ny hoe mamono baolina tsy misy isaina iznay kle.. basikety ary @ sisiny aza isaina 15 dia miala
9. imailaka ( 04/05/2004 08:58)
ataon ny isa midelira ndray i nanaie kely an
!!!!!!!!!!!!!
hihihihi, lasa misy adivarotra izy zany
maninona raha atao salan izan izay mpandray anjara mavitrika amin ity forum rehetra ity ndray ry admin isany!!!!!
satria ny mpandray anjara mavitrika ato nge ka tsy miova mihitsy e!!!!
tsetsatsetra tsy aritra ndray iny sady eritreritra mandalo, fa izao e, ny fandraisana anjara no zava dehibe plisy
:-)))))))))
10. nananie ( 05/05/2004 11:40)
ka le isa kou anie mi-motiver e! Indrindra fa le biz.
11. kitjo ( 05/05/2004 15:21)
ko refa mazoto v tsy omena azy ny isa kosa ,
fa za aloha ts d miraharaha isa,ny ahy aza ts fatako kory zao,
fa zany oe le resaka ange nddray sarahina manko fa lasa oh manoratra e-mail ra atambatra ao aby, d misy eny na tsia fts ny valiny,

ra manao happy birthday zao d miteny fts oe mirary soa, d ts maahzo isa,
Ho an ze mila isa znay, sy mila biz oroka,

fa ngah nananie misy ankizara biz oroka b ao??ihihihihih,
12. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:43)
nanaie sy ramaso ihany io ko.. reo koa ange hmmmmmmm tsy hay intsony fa azavao aloha kaaaa
13. kitjo ( 07/05/2004 10:36)
d ho an ramaso aby v zany biz oroka alain nananie?ihihhi
mba ampio izy miady varotra ramaso an
14. oully ( 07/05/2004 11:21)
Ary raha omena 1 point raha hafatra kely au lieu de 2 points. Zany hoe mahazo ihany fa point kely....
15. kitjo ( 09/05/2004 13:22)
hahha,
misy ady varotra be mitsy ato zany an
16. fijo ( 13/05/2004 04:50)
mandraisa anjara aloha dia hohita eo ihany e.ny isa manaraka iofa tsy tanjona.
17. kitjo ( 13/05/2004 19:05)
milay iany nefa le izy ry reto an
hita eo ze tena fidele
18. fijo ( 13/05/2004 21:38)
ka ato misy miditra eto foana fa tsy miresaka dia efa fidele izy fa tsy hita.fa nytiako lazaina dia mba tokony mianatra manaiky izay lalana misy isika e.mety tsy dia milay hoan'ny tena ilay izy fa mba arao e.
19. admin ( 13/05/2004 22:47)
Misy fanazavana manokana momba an'io
20. admin ( 13/05/2004 22:49)
Aleo ataoko eto ihany.

Ivereno jerena izany ilay fanazavana momba ny isa fa navaozina.
Misaotra betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2794