"Capuera"

1. nananie ( 29/04/2004 12:42)
Iza no manao an'io karazana spaoro io ny namana?
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:10
2. ramoul ( 29/04/2004 16:18)
zah tsy mahay
3. fijo ( 29/04/2004 22:45)
tsy voako loatra fa dihy no betsaka
4. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:16)
ohatran'ny mandihindihy ilay izy
5. jhouhlambout ( 30/04/2004 06:15)
sady karazana dihy no karazana fomba fiady kanefa ...... tssss mampandihy ftsn ......
6. nananie ( 30/04/2004 06:59)
Mba nijery t@ télé za de ôtran'ny mahafinaritra ahy le izy anefa. Ny fiatomboan'io hono tô resaka hoe ny esclave tany Brésil no namorona an'io voalohany. Fa tsy fantatro fotsiny hoe dans quel but.
7. aladin ( 30/04/2004 11:11)
ny esclave t@zany tany bresil de tsy nahazo nanao izany hoe haiady izany.Ka refa tonga iny ny hariva avy mikandra de le miaraka eo daôly ny esclave manao dihy sns eo de teo no nanaovany azy ka nafangarony dihy ny fomba fiady tsy ahafantarana azy.de 'zay
8. fijo ( 03/05/2004 23:37)
mazava izay ny fanazavana ry sipa an.
9. ralay ( 04/05/2004 15:44)
Mazava io fanazavan'i aladin io fa ny hanapiako azy dia tena lasa dance traditionnelle any bresil mintsy io ka toa ireny hiragasy any amintsika ireny.
10. fijo ( 04/05/2004 23:28)
hiragasy brezilianina izany.
fa ahoana izany resaka CD tany vichy izany ralay fa toa misy mivarotra hono,ka aiza no ahitana azy?
11. kitjo ( 08/05/2004 03:05)
hiragasy bersilianina.ihihihiih
aty rehefa sabotsy hariva ry zareo eo akaikin station metro sy any @ le toerampitsangatsanganana "Sentosa" zay d manao ampisehoana kely zareo
IZy moa zany le milalao eo fa mihaona eo aby izy mianakavy d ny mpandalo mijery
Fa toa tsy ratsy le izy k , ra jerena an!!!!!1
12. donemaskit ( 10/05/2004 15:22)
za te hanao fa mihomehy fotsiny ny sipako mieritreritra an'ahy misidintsidina etsy sy eroa ... ! nefa mbô tiako ery ! zany hoe tsy mahay ah no tena marina.
13. fijo ( 10/05/2004 23:10)
mihomehy ve izy dia tsy hanao ialahy le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0812