Tery saina

1. nananie ( 11/06/2004 16:23)
Nareo ve tsy mahatsikaritra fa refa miresaka sipa mipetraka aty an-dafy de tonga de lazain'ny olona fa sipa maditra? In kay no mahatonga an'izany e? Noheverina izy io fa efa olona somary tery saina sisa no mihevitra an'izany, nefa de an an an. Na de olona somary manana fivelaran-tsaina aza de mbola ao @ fisainana io ihany.
Nisy olona 'zay mantsy avy any Dago, sendra nandalo taty aminay dia niresaka t@ sipa gasy maromaro( mbola mpianatra daholo) dia tonga de nanana a priori be lery hoe sipa maditra tsy manao hafatsin'ny mppikôty vazaha....Choquée be za naheno an'le izy indrindra fa le olona niteny azy mba tsy n'importe qui.
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:48
2. karine ( 11/06/2004 16:58)
Tena marina mihitsy zany fa ny olona any Dago manana préjugés be ny vevavy mipetraka aty, surtout ho an'ny jeunes!! satry rehefa mipetraka aty de everindry zareo hoe manaraka ny fomban'ny vazaha nefa tsy marina mihintsy zany
3. tsilan ( 11/06/2004 17:01)
Ny olona aty moa ve ahita ny miseho any an-dafy eh. Saingy ny olona miverina avy any an-dafy ihany no mitantara an'io amin'ny olona aty ary dia miparitaka ny feo avy eo.
4. karine ( 11/06/2004 17:06)
pfffff fa tsy marina fotsiny zany!!!!!
5. fatsoraly ( 11/06/2004 17:06)
Mifanohitra @ zany no hitako fa rehefa miverina avy any izy miteny hoe:
VIVE LA FRANCE

:)
6. chipie1 ( 11/06/2004 17:10)
ka e zany izy oe terisaina!
misy alou ny sipa gasy maditra aty e ! de ny rehetra no lazaina fa maditra!
misy ndray ny oul de faly ny hanaratsy fotsiny de foronina daolo zay azony ho foronina!
7. fatsoraly ( 11/06/2004 17:12)
VIVE LA FRANCE HONO E!
8. karine ( 11/06/2004 17:15)
VIVE LA FRANCE a VIVE LA FRANCE!!! ianao ndray de tsy ho vazaha naovina naovina mihintsy!!!
9. fatsoraly ( 11/06/2004 17:19)
karine> izaho angaha heverinao mikasa ho lasa vazaha (frantsay)?
Na karamaina "billions of $" aza dia mbola hieritreritra aho aloha. Hahaha!

Mba mamerina ny lesona azoko avy @ namanareo niverina avy any an-dafy ange no itenenako hoe VIVE LA FRANCE HONO E!

:)
10. karine ( 11/06/2004 17:23)
mbola mieritreritra fa tsy tonga de tsy manaiky? hafahafa ihany zany!!! laigako zany e!! eny e!! azoko!!
11. fatsoraly ( 11/06/2004 17:38)
Hay efa tsy "vive la france" intsony izao kay moa ny malaza aminareo any an-dafy hono fa:
VIVE LE CHRONOPOST !

:)
12. kitjo ( 12/06/2004 10:28)
eeuhhh
andafy France v io sa ze aty ivelany?

aleo hiteny fa samy hita @ ataony eo akia an,
aza marary fo amzany refa tsy manao fa aleo hiteny ze hiteny fa samy mahita eny ange e
13. olly ( 13/06/2004 13:18)
marina zany kitjo an !
14. yonikafopl ( 13/06/2004 19:53)
marina ny an'i kitjo, rehefa tsy maditra ianao inona no mankarary saina anao e! tsy azo lavina fa misy tokoa ireo izay maditra ( angamba) nefa tsy ny rehetra kosa e! toy ny anay izao, raha vao resaka Liban any Dago any dia hoe mijaly eeee, mivaro-tena eeee
Fa ny anay dia izao ihany, izay milaza fa mijaly dia noho ny ataony, izay mivaro-tena dia noho ny hakamoany sy ny fitiavany raha be loatra.
Ka izaho vehivavy aty ivelany fa manaja ny tenako sy ny tany nihaviako, miezaka ny hanomezan'ny arabo voninahitra ilay Madagasikara malala.
15. kitjo ( 14/06/2004 05:35)
eny e
zava-misy zany fa ra zany no atao mankarary fo d ho antitra vety2 eo kooo

ary sao d izy ary no mahana tsy enjehina?

Misy marina tokoa ange ny oe maditra fa znay akory tsy oe ny rehetra ka refa tsy ao anatiny enao d aza rarahina fts oa
16. fijo ( 14/06/2004 23:34)
samy zavatra marina ireo voalaza ireo,na ilay maditra(sasany) na ilay tsy maditra nefa voalaza fa maditra.
fa io isika avy aty ihany marina anie no mivohy io resaka io e.
17. kitjo ( 15/06/2004 16:59)
izy ko izay!
mety misy manao be filaza lotra dia eo ko ny andaniny diso fandray
18. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:54)
VIVE MOI :(
19. fijo ( 15/06/2004 23:23)
ka ny olona any ve moa mahita izay aty fa izay ohatra hitany tonga any no lazainy sy hitarafany ny aty.
20. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:42)
ka izay.. arak'ilay tenin'ialahy ihany io ra fijo hoe tsy misy afaka miteny heo ohatran'izao ny any raha tsy efa tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5329