Tery saina

21. alz ( 16/06/2004 14:56)
Marina daholo izany fa matetika koa ny dikan'ilay hoe "maditra" no tsy mitovy intsony.Misy sipa manao mini-jupe dia lazain'ny sasany fa mpivarotra.Vao miova sipa indroa ianao dia lazain'ny hafa fa ratsy fitondrantena.
Raha miheno ny vavan'ny spectas aloha mety ho very ihany e!
Izaho manokana mbola tsy nahita sipa naditra taty andafy.
22. fijo ( 18/06/2004 04:38)
le we tsy misy aty ,angamba kosa tsy mitombina fa ilay famaritana ny maditra aloha dia mitombina.arakaraky ny koltora io.aty eny amin'ny plage tsy manao ambony ny sipa.ok,any raha manao izany devoly be ka manahirana ny fandidina.
23. pitchou ( 23/06/2004 16:09)
zaho tany talou d eto zao! fa raha ny resaka rehetra nifanaovana tato @ forum no aravina dia azo fehezina hoe: nareo any no mifanaratsy ary samy miziriziry @zany! ny lahy moa d milaza an-kitsirano fa tsy azo idirana ny sipa any, ary ny nafarana avy taty noheverina ho tsara aza rehefa tonga any d "manaraka ny fomban-tany otran'ny hafa efa any"! ny vavy moa milaza ny lahy ho tsy latsak'izany ko! ka tsy tokony hanome tsiny ireo ety an-toerana na avy tany na tsia nareo raha mihevitra an'izany!
ary ny resaka tsy lainga kosa alou, d misy d misy tokoa ny mahamenatra ny mi-frequenter azy sao lazain'ny olona fa otran'azy ko satria tena tsy miafina!
farany: ny olona (indrindra ny ato @ forum! hihihi) tsy mitadidy sy mitazona ary mankalaza izay tsara hitany sy fantany fa mifikitra sy mankalaza izay ratsy hitany!
24. fijo ( 23/06/2004 22:25)
misy marina ireo voalaza ireo,fa arakaraky ny toerana io e.
25. pitchou ( 28/06/2004 04:51)
ka le toerana ange fijo "ny any an-dafy any" no fantatra e! aiza no hanavahana hoe rizareo ao@ quartier n'i pigalle na ny ery @ promenade des anglais?
26. fijo ( 28/06/2004 20:42)
izay koa aloha marina e
27. pitchou ( 29/06/2004 06:06)
fa raha tiana alana io hevitra (diso ihany indraindray!) io d anjaranareo any no mifampitaiza e!
28. fijo ( 29/06/2004 23:33)
tssss,aleo hilamina.
29. pitchou ( 30/06/2004 06:26)
nga kosa io hilamina fotsiny zao raha tsy misy fiovana any? @zay rehefa mba misy mandalo any d mahita hoe tsy izany kosa kay ko!
30. fijo ( 30/06/2004 22:51)
enga anie .
31. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:40)
tssss aferanareo any andafy any zany e
32. fijo ( 01/07/2004 04:56)
ih,ih,ih, isika aty ka.andafy anie ka aty ivelany e.
33. pitchou ( 01/07/2004 10:09)
tsy frantsa ihany! saingy marina fa ny ao frantsa no matetika voatonotonona! rehefa atsy ho atsy zao d any singapour sy bangkok no atao oe an-dafy ko!
34. fijo ( 01/07/2004 22:42)
satria frantsa no najanaka fa ny ivelany rehetra dia andafindrano aby na comoro aza.
35. pitchou ( 02/07/2004 17:35)
fijo ko! ka izany no maha-reny malala azy!
36. xxx ( 02/07/2004 19:28)
O ry gasy malala-tsaina isany an.
Ka ny gasy avy any Frantsa ihany anie no tena be hambo rehefa tonga eto hoe ...tamin'izay tany an-dafy...Hafa ihany izany andafy...Hafa ihany ny vazaha... hafa ihany ny nianatra tany an-dafy... sns.
Aleo tsy tantaraina eto daholo. Tsy ilay hoe hitondra hevitra vaovao no atao rehefa mba mandalo eto fa ilay hisehoseho fotsiny. Avy any an-dafy aho dia mitondra fiara tsy anan'ny olona eto Mada.
Tsy hainay tsara aloha eh, fa izany no zavatra hitako amin'ireo namana any an-dafy
37. fatsoraly ( 03/07/2004 07:01)
t@ izay tany an-dafy
kilalaonay tsonjo gasy

basy mipĂ´ka 1 minitra
nareo ireo tsy mifitra

vita ny tsianjery tompoko!
38. kitjo ( 03/07/2004 07:05)
hahahahahhahahhahhah
pitchou> tsy reny malala zany tsn kosa k!
39. pitchou ( 09/07/2004 18:30)
hihihi! fomba fiteny akia io an! ny tany andafy ankoatra ny frantsa alou d marina fa tsy mpanao hirahira ny andafy hitany e! afatsy rizalahy avy ary Tazonia no manomboka koa! zahay ohatra nipetraka tany "andafy" tsy hitanay ze mampiavaka anay @hafa!(tetsy Nosy-Be sy Ste Maria io an! andafin'ny ranomasina izany sao heverinareo hoe tonga tongotra na fiarakodia!)
40. fatsoraly ( 10/07/2004 05:55)
pitchou> Nosy Lava = andafy?

:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2979