Miss manja

1. nananie ( 06/05/2004 10:48)
Efa hitanareo ve le miss manjan'ny Toulouse? Commentaires?
novalian'i xxx ny 01/01/2005 15:49
2. ravatorano ( 06/05/2004 12:57)
tsitako fa za atry lavitra aty
fa ahoana
za mino fa tsy manja noho ianao zany :D
3. xxx ( 06/05/2004 13:00)
Tsy aleo ve tsy mamaly e ?
4. tsilan ( 06/05/2004 13:15)
Fa miss tsy manja nga le izy?
5. lanto ( 06/05/2004 13:35)
Ito ve ry nananie ?
http://www.moramora.net/fotos/disp_img.php?id_img=1916

Sa ...? Aza memezana aho raha tsy izy an !
6. samoina ( 06/05/2004 13:44)
Tany @ tranonkala hafa no ahitana azy saingy tsy tadidiko ilay adiresy
Ho an'ny tsy nahita dia toy ny "fausse blonde" ilay izy

Mandoko volo izy iny sa bobo ry nananie ? Aleo ihany gasy petaka natoraly e ! Asa izay mba jury tao. samy manana ny tiany marina e ! Saingy na manja ihany aza izy tsy azo atao hoe miss manja gasy amiko fa be filirony loatra !
7. lanto ( 06/05/2004 14:05)
Izay mihitsy ry samoina no saika tsy nampino ahy teo. Manja izy fa tsy azo itarafana lé manja gasy.
8. jhouhlambout ( 06/05/2004 15:47)
blonde gasy ve? tsss ....
9. mumu ( 06/05/2004 18:31)
tsy mahasosotra izy nefa, ity lokombolony no tsy izy kou , tsy aiko alou e, aleo samy ilaza ny heviny ry zalahy isany
10. tsilan ( 06/05/2004 18:38)
Dia aleo izany ny lohanteny atao hoe TSISS MANJA ny GASY 2004. Izay te-hifaninana manorata aty amin'i Tsilany MISS Manja
11. ikaretsaka ( 06/05/2004 21:27)
tsiss Manja 2004
12. hendry ( 07/05/2004 07:01)
Fa izy io ve tsy teratanin´ny Toulouse e? raha zay manko inona ny idiran´ny hoe miss manja gasy @ ilay izy? Raha ny filazan´ny sasany eo ambony nefa dia hoe miss manja gasy, fa ngah gasy izy e?
Tsy haiko hoe zaho ve no tsy maharaka sa ahoana.
13. mumu ( 07/05/2004 08:08)
hendry:ie gasy izy ka! lany miss gasy tany toulouse!
ary ny mahamenatra ry zareo fa ny miss manja teto tsy mahay teny gasy, nefa mba jereo ane ny miss eny antanin'oulkafa e , miteny tsara ny fiteniny daôl.
14. samoina ( 07/05/2004 09:09)
Ny miss manja tao Marseille koa t@ herintaona metisy tavaratra ! Nisy gasy hono tany @ dadan'ny dadabeny angaha izy izay. Mampi-te hilatsaka Mister Indonésie mihintsy raha izao no mitohy rizalahy a !
Tsara ihany aloha ny manamarika fa tsy misy hifandraisany ny miss manja eto Andafy sy ilay any Dago a ! Tsy haiko izay naka tahaka aloha fa izaho tsy miditra @ businessn'ny sasany !
15. tsikitsiky ( 07/05/2004 13:18)
momba lay miss toulouse, zà tany fa toa métisse suédoise hono izy io
fa tsy milay aloha satria tsy hita akory ny mahagasy azy e
nefa miss gasy hono
aleo tsy hiteny betsaka e
16. tsikitsiky ( 07/05/2004 13:18)
momba lay miss toulouse, zà tany fa toa métisse suédoise hono izy io
fa tsy milay aloha satria tsy hita akory ny mahagasy azy e
nefa miss gasy hono
aleo tsy hiteny betsaka e
17. booboo ( 07/05/2004 14:09)
fa inona avy ny critères nahalany an'iny olona iny ? Dé tena tsisy gasy petaka nahafeno an'izay nilaina mihitsy ve tao lé ?
18. tsikitsiky ( 07/05/2004 14:13)
nisy gasy petaka tao fa iny no tian'ny jury e!
sady toa fianakams-any ihany ange lay lehiben'ny jury tao e!
tsy nazava mintsy aloha ny kôzy t@ iny e!
tezitra dahol ny olona zay tao
fa zay ny fandehany d ireny zany hono ny Gasy e!
tssss
19. tsikitsiky ( 07/05/2004 14:14)
nisy gasy petaka tao fa iny no tian'ny jury e!
sady toa fianakams-any ihany ange lay lehiben'ny jury tao e!
tsy nazava mintsy aloha ny kôzy t@ iny e!
tezitra dahol ny olona zay tao
fa zay ny fandehany d ireny zany hono ny Gasy e!
tssss
20. nananie ( 07/05/2004 15:53)
Sali daholo zao za vao hafaka namaly.
Iny hono ry reto no miss mi représenter ny gasy a! Mamenatra be le izy. Mbola tsy sahy niteny za fa naleoko niandry ny commentairanareo. Manja izy fa tokony tany @ élection hafa izy no tokony nilatsaka.
Tena jamba angambany le jury ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2523