Miss manja

21. jhouhlambout ( 07/05/2004 16:22)
tssss... sady mampalahelo no mahamenatra e!
22. hendry ( 07/05/2004 18:01)
ilay volony ve no tena manahirana antsika sa ilay izy hoe metisy fa tsy gasy 100%?
Hono hoa, raha azoko tsara zany dia tsy gasy daholo ny mpifaninana tany fa olona avy @ firenena maro samihafa? (aza omena tsiny fa tsy maharaka dia be fanontaniana.) Raha zay manko dia tsy hitako loatra zay olana, tsy zara aza ve aloa mba lany ilay hoe misolo-tena ny gasy? Tsy haiko aloha e! marina fa tsy maneho ny maha gasy ny gasy izy nefa mba ny "gasy" zany no lany dia atao ampy aloa.
23. kitjo ( 11/05/2004 10:40)
K zany efa oe "Manja" teny gasy be zany Hendry an.....

Tena manin ary nananie ra nanao?hihih, tena le lokony aloha tonga d eeee, sady oh petapetaka be znay tarehiny k,
Tsy voako aloha e, na tsy le resaka oe gasy fts aza,
jereo ange le izy manao akanjo mainty2 e, oh toutouma,ggrrrrr

samoina> ndao tsika hilatsaka atsy Indonesie marina e, dadan dadan dadaben dadabe.....dadabetsika tsin zareo ko
Saingy za aloha tsy ho lany d aleoko mipetraka fa mitehaka ho an Samoina a,hiiihhi
24. samoina ( 11/05/2004 13:45)
Ikala manja voalaza eto @ tantara aza lany koa enao 'ndray v ry kitjo no ambakan'io a ! Lokointsika mavo ny volonao, asiana rouge à lèvres ny orona ary lalorina " aingladôr"ny volomaso ! Raha vonona enao de hikopak'elatra aho hanao manager !
25. kitjo ( 11/05/2004 14:01)
sady za mahalala ol ato mahay manao an'io peinture io,hiihih sayd ny oroko hono no holokoiny,ihihhiihhi

esy eee, aleo hilamina aloha Samoina sao mangalabaraka an Madagasikara an,
Fa aleoko miss kitjo iany ra ny voloko ha no holokoina mavo kosa e
26. samoina ( 11/05/2004 14:03)
'zay marina vao hisy hiteny hoe " fa iza iry nidi-kitjo iry ?" hi!hi!
27. kitjo ( 11/05/2004 17:56)
d misy mamaly oe fa iza manidy an'i kitjo? nefa izy ts mahazo resaka

oh an Samoina satria ts "kitjo" arak io famaky azy fa "o" @teny "faran'ny tsy hay"

eo d efa ho voafitaka ny jury
28. mumu ( 12/05/2004 08:25)
mampimé i samoina hihihii
29. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:51)
nareo reto rakizy.. dia hifaninana handoko an'i kitjo aby zany ve? hmm sao dia sadaikatar eo indray Ramaso sy Fijo fa aleo hilamina
30. kitjo ( 13/05/2004 03:06)
sadaikatra maniiiiiiiin aaaaaza......
enao nga tsy manana loko?hiihhihhi

fa ra za no atao en kolera mety vao maika hivadika horera ko
31. nananie ( 13/05/2004 11:47)
hahahaha! Manjary tsy ampy indray ny loko?
32. nananie ( 13/05/2004 12:20)
Vazivazy ny ahy e! Zany ry Ralava a!
33. oully ( 13/05/2004 15:24)
Aleo ovaina indray ilay sujet hoe "miss manja kitjo" hihihihi
34. kitjo ( 13/05/2004 19:18)
in ary reto
miss ho manja kitjo ngamba ra misy fiarahamiasan namana znay

za nge mbola tsy manja e
35. samoina ( 13/05/2004 20:35)
Koa raha miandry ela mety tsy miss ntsony enao knou !
Nananie sy oully indray zany aloha raha mbola tsy maina tsara ny koleran'i kitjo
36. kitjo ( 14/05/2004 07:22)
atolotro ny faneva e,hihihihihi
37. mumu ( 14/05/2004 08:02)
hihihihi
38. samoina ( 14/05/2004 08:05)
hihihihi ahoana ry mumu fa mba mila fanohanana mazava ireto kandidatintsika a !
39. oully ( 14/05/2004 08:49)
ampidiro alou i mumu ehhh!!!!
40. kitjo ( 14/05/2004 16:34)
alefaso nareo 3 ary e,
dauphines ny 2, mety nge zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2433