Tana in love

1. Nananie ( 25/03/2005 10:53)
Naheno aho hoe hisy an'izy io aty France. Iza no hafaka manamarina an'io, aiza ary Ă´trinona ny fidirana? Sa io ve no tohin'ilay nolazain'i Welie any Allemagne?
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:54
2. sonwin ( 25/03/2005 11:14)
Samy hafa mihitsy io sy ilay voalazan'i welie ka.Fa tsy Tana in love ilay izy fa Paris in love .Anotanio mumu fa izy mahafanatra tsara ny momba an'io
3. Schiyo ( 25/03/2005 11:17)
@ 15 avril ny tana in love aty paris fa tsy haiko na aiza

4. chipie1 ( 25/03/2005 11:52)
ao st Germains les corbeils (91) no atao aminy 15 avril , 25 euros no fidirana dia mila reservation avant le 09 avril ,
5. mandrindra ( 25/03/2005 12:07)
Toa misy fidirana 35 euros ihany koa miaraka amin'ny sakafo.
6. annie ( 26/03/2005 09:52)
mandrindra !ie
de midira ao @ sobika.com raha te ahalala bb koukou
7. William ( 29/03/2005 12:04)
Araka ny fantatro dia mpanankato toa ndry Poopy,Bodo, Nanie, Lalie ny vehivavy, de i Mahery, Ghotlieb, Luc, Tovo J'hay no lehilahy.
Ka manao ahoana ny mety ambiance amin'izany?
8. welie ( 29/03/2005 15:54)
TanĂ  in Love re no titrwe ilay iozy ry sonwin a! Toi kou tss....

Dia any indray zany ny fotoana kou!
9. fijo ( 29/03/2005 22:11)
lavitra anay izany e
10. welie ( 30/03/2005 18:51)
Ka ahona io hoe mety ho tsy hisy an'i Tovo io le izy?
11. chipie1 ( 31/03/2005 10:42)
misy ka :wink:
12. fijo ( 01/04/2005 21:54)
mety hisy mety tsy hisy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2609