vehivavy hono ka hoe

1. lema ( 18/03/2004 13:34)
"ny vehivavy no fototry ny ratsy rehetra"
manaiky an'izany ve nareo?
répondu par ramaso le 04/04/2004 03:49
2. hendry ( 18/03/2004 13:57)
Zay ndray! Dia hoe koa: ny vhv menarana sy ny sisa.
Asakasak´zay manaiky an´zany aloha e! Raha zaho manokana dia samy mety ho fototry ny ratsy daholo na lhl na vhv.
3. fijo ( 18/03/2004 19:46)
ny sipa no tena fositra ka.
4. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:31)
i eva ihany anie no nanomboika ny tantara hozizy ilay hira izay
5. fijo ( 19/03/2004 16:35)
izay mantsy.
6. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:19)
Marina io fa aza manohitra ianareo vhv
7. psykatr ( 19/03/2004 20:38)
vakio ny baiboly
8. nananie ( 19/03/2004 10:24)
Eva no nanomboka, fa avy eo Adama nanaraka.Amizao fotoana izao, samy fototry ny ratsy na lahy na vavye!
9. aladin ( 19/03/2004 16:47)
ny vehivavy na de fototry ny ratsy rehetra aza de tsy mety fointsika lehilahy e! 'zany hoe tiantsika ihany 'zany le ratsy.
10. kitjo ( 19/03/2004 17:48)
t@ zany zany e,fa diniho ange ato @ty forum ty fa ny lehilahy no oh tena mpanao ratsy e,d lazao koa fa mbola ny vehivavy iany no fototra oe
11. lema ( 19/03/2004 18:39)
tsy hoe tsika no tia lé ratsy fa zay no efa voasoratra
12. hasnirina ( 20/03/2004 15:35)
Ra-lema diso manaratsy vhv, nef ane rhf tratran'ny 'zamoro mangina e.Tsy ratsy ny sipa fa voan'i Satana i Eva é
13. ralipo ( 20/03/2004 20:02)
Raha ara-tsoratra masina aloha de zay no izy.
Fa ny saina no mitondra io e!
Tsy misy fandrosoana ara-tsiansa rahefa mihevitra ny zava-pady ho ratsy foana, ary dia tsy handroso ara-piaraha-monina koa raha hitsara fihetsik'olona tsy mitovy fijery @ tena fona Ok!
14. kally ( 20/03/2004 11:04)
Fa hono ho'a matetika rehefa misy tratra manodinkodina volam-panjakana moa tsy lehilahy matetika?rehefa misy mpanendaka tratra?Lehilahy ihany koa,rehefa misy mpamono olona @ fomba feno habibiana,lehilahy ihany e!ary rehefa misy namono olona t@ lozam-piarakodia noho ny hamamoany ka tsy lehilahy ihany koa moa?Ary ny mpanolana ankizy vavy sy ankizy lahy kely?Mbola lehilahy ihany,toa ho lava raha tanisaina fa aleo aloha hatreo.
15. kally ( 20/03/2004 11:05)
Fa hono ho'a matetika rehefa misy tratra manodinkodina volam-panjakana moa tsy lehilahy matetika?rehefa misy mpanendaka tratra?Lehilahy ihany koa,rehefa misy mpamono olona @ fomba feno habibiana,lehilahy ihany e!ary rehefa misy namono olona t@ lozam-piarakodia noho ny hamamoany ka tsy lehilahy ihany koa moa?Ary ny mpanolana ankizy vavy sy ankizy lahy kely?Mbola lehilahy ihany,toa ho lava raha tanisaina fa aleo aloha hatreo.
16. lema ( 20/03/2004 16:38)
fa inona mou no mahatonga ny lehilahy anao ireo zavatra ratsy rehetra ireo?
ianareo vhv no mahatonga azy anao ireo,nohon'ny fitiavana anareo,ka zay anie ry kally no mahatonga anh miteny hoe "fototry ny ratsy e"!tsy manao ny action nareo fa nareo no ..........
17. kally ( 21/03/2004 17:26)
Hagegenareo lehilahy ny anareo dia mody ahilika aty aminay,raha tianareo ny vehivavy tsy ampirafesinareo,raha tianareo ny vehivavy tsy avelanareo hanao raharaha irery fa ny anareo lehilahy isaky ny misy olana tsy voavahanareo dia izahay vehivavy no tondroinareo ho tompon'andraikitra.
18. pitchou ( 21/03/2004 15:07)
dia mbola hisy sahy handa ihany ve ireto lhl ireto hoe "les hommes sont des lâches"? tsy mahasahy mandray ny andraikiny akory @ hadalana rehetra ataony fa ny manilaka ihany!
raha izay voalaza ao @ baiboly no manahirana ny sainareo boky hafa jerena ! ianareo no tena fototry ny ratsy! ary mahavanona ny manararaotra ny fahaelemen'ny sasany ara-kery! raha mahasahy tsy izay mitovy hery aminreo andramana?
19. ikaretsaka ( 21/03/2004 17:55)
aorianan'ny asan-drhilahy hono tsy maintsy msy vehivavy miasa ambadika koa
20. lema ( 22/03/2004 12:50)
raha tsy mifanaraka ny pirahalahy,raha miady @ reniny ra lhl,raha miady ny fianakaviana,dé noho iza matetika?
noho ny vhv matetika no mahatonga zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1269