vehivavy hono ka hoe
21. angie
(
22/03/2004 14:24)
marina mihintsy io. Aleo manana namana lhl toy izay vhv indraindray.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/angie ny 23/03/2004 02:24
23. pitchou
(
22/03/2004 17:45)
marina ireto tsy pd!!!! raha tsy mbola manambady nareo, tsy manana bavy d ... noho i neninareo izany no mahatonga anareo hanota?
ramaso> iza aloha ity eva-nao ity e? lhl sipanao?
ramaso> iza aloha ity eva-nao ity e? lhl sipanao?
24. ikaretsaka
(
22/03/2004 17:47)
i eva vadin'i adama kosa angamba io ka... ilay nampihinana ny voankazo voarara
25. fijo
(
23/03/2004 09:59)
marina
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/03/2004 09:59
26. pitchou
(
23/03/2004 10:17)
d tsy haiko aloha izany olona izany e! fa angaha kosa izy hono tsy nomen'ilay rangahy sakafo? lhl tsy nahavita adidy izany ilay adama ko!
27. lema
(
23/03/2004 12:58)
ka marina ve ry pitchou lé voalazako tèry ambony sa tsy marina
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 24/03/2004 00:58
28. pitchou
(
23/03/2004 16:48)
t@ 22/03 v? tena diso, satria nareo lhl tia ady loatra ary raha tsy misy vhv mandamina d asa izay hanjo ny fiaraha-monina! ny vhv na tezitra miady aza mba vava fotsiny fa nareo tsy menatra ny handatsaka aina ko! tia misetrasetra!
29. fijo
(
24/03/2004 09:09)
tandremo fa efa maro izao ny vehivavy mahavita ratsy an.jereo ny gazety faramparany ireny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 09:09
30. ralipo
(
24/03/2004 10:16)
Zao e niova boky vakiana izahay araka ny soso-kevitry pitchou de zany Play boy zany ny loha-teniny. Tena vitsy rankizy ny sari-dehilahy tao marina moa. Sady mampadio saina an! no hatsaram-bhv no hita tao an!
Fa ny ratsy ho a tsy misy tandroka fa mety hisy rambo fotsiny.
Fa ny ratsy ho a tsy misy tandroka fa mety hisy rambo fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 10:16
31. hendry
(
24/03/2004 16:06)
ary mba misy ve ny Play girl?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 04:06
33. fijo
(
25/03/2004 11:03)
maninona moa e.tsy misy maharatsy azy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 11:03
34. ikaretsaka
(
25/03/2004 13:45)
efa misy ny egalite de sexe izao.. mazava ho azy fa izay ataon'ny lahy dia ataon'ny vavy
35. fijo
(
26/03/2004 10:07)
ka mba mampirafesa koa ry vavy isany o
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 10:07
36. kitjo
(
26/03/2004 09:22)
fa ngah erfa lhl d ts maintsy hampirafy? d hitarina ko oe manaova ny vhv, mbola tsy tratrany fijo d b vava eo fa fijo io nddra ngamba no loza ra sendra ny mahay azy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 26/03/2004 21:22
38. pitchou
(
29/03/2004 16:05)
fa hono hoa tokoa! Andriamanitra hono tsy niteny nandrara an\'i izany eva izany tsy hihinana izany voankazo izany fa i adama ihany no nilazany, ary i eva rahateo tsy mbola nisy t@ izy niteny ani\'izany an\'i adama! d ahoana no ahafahanaoreo mitsara hoe i eva no diso, satria izy tsy norarana? fa na i adama no tena fositra mody tsy nolazainy mba irobohan\'i eva (d mitovy @ toetranareo izao re ralhl namana isany o!) na i adama ihany no norarany satria fantany fa tsy hampiasa ny fahalalana (satria hazon\'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy io!!!) ho @ tsara i adama satria efa ny ratsy ny ao an-tsainy
39. ikaretsaka
(
29/03/2004 18:06)
mety nandrara izy fa tsy nolazain'ny baiboly.. tsy haiko aloha fa za tsy nahita e
40. fijo
(
30/03/2004 20:07)
ary toa nikotaba daholy nareo e;ka hoe egalite ko.za tsy mba mampirafy izany ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 08:07