vehivavy hono ka hoe

41. pitchou ( 30/03/2004 15:28)
ho an'izay nanao famaharana t@ tantaran'ny adama sy eva ary ilay voankazo ary e! sy ireo nanohana an'izany! matoa tsy nolazain'ny baiboly d satria tsy nisy! sa tsy izany?
42. pitchou ( 30/03/2004 12:24)
oh! ny nolazainy aza efa manahirana ko izay tsy nolazainy indray mbola hoforonina hanampy trotraka?
43. fijo ( 30/03/2004 22:24)
ario ny baiboly e
44. pitchou ( 31/03/2004 04:40)
tsy ariana izany! vakina tsara d izay tsara ihany no tazonina izay tsy mety avadika ny pejy
45. kitjo ( 31/03/2004 13:39)
mazava ho azy
46. pitchou ( 31/03/2004 14:50)
ka rehefa tsy mety ve izay lazainy d mbola ho tanterahana ihany e!
47. fijo ( 31/03/2004 21:06)
izay mantsy wa
48. voninkazokely ( 01/04/2004 13:35)
Ary ny lehilahy ?
49. pitchou ( 01/04/2004 17:57)
ataovy lohahevitra hafa indray izay vonikazokely a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6031