tsy mety afa-po
1. lema
(
18/03/2004 13:26)
fa ny ankamaroan'ny sipa tena tsy mety ho afa-po mihintsy an efa atao daholo zay rehetra mety ampifaly anareo fa nareo tena mahay mila vaniny mihitsy,oh:mba mitodika kely énao dé ozy ny sipa hoe fa manin kou zao no manara-maso vodim-behivavy ohatrizany neza tsy mieritreritra an'izany akory,tsy maintsy mahita amoronana ady foana nareo vhv.
avy teo anefa rehafa raikitra ny ady malaky mitomany dé mitabataba hoe "fantatro anie énao fa manala azy fotsiny e!"
fa lhl ohatran'iza marina no tadiavinareo e!

novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:38
2. hendry
(
18/03/2004 13:55)
Hihihi, tena fanina mihitsy zany nareo lhl anaovan´ny vhv azy raha azoko tsara?
Raha ny fahitako azy nefa dia mitovy ihany na lhl na vhv. Ny lhl matetika dia mistery ho an´ny vhv zany hoe tsy hay marina zay ao an-dohany, dia toy izany koa ny vhv ho an´ny lhl, tsy mety ho azon´ny lhl ny toetra sy zay tadiavin´ny vhv. Zay ny mahasamihafy ny lhl sy ny vhv amiko. Aza mandefa saina lavitra fa ekeo fotsiny ny zava-misy araky ny fitrangany dia milamina.

5. ralipo
(
19/03/2004 09:24)
Tsy afa-po @ sexe hoe ry ikaretsaka???
Tsy ampy fifankalalana toetra lalina no mahatonga io impression nareo io ry lema sy hendry a. Mila fifankalalana toetra (misy acte sa maso mijery tsy mitondra mody fosiny) de masaka. Ra ilay voalohany dia ny aza voany ihany.

7. jhouhlambout
(
19/03/2004 19:07)
Rehefa tsy mety afa-po dia entina @ Service de cardiologie: Extraction du coeur
13. hendry
(
24/03/2004 16:08)
Fa i lema ry reto ohatran´ny victime t@ tsy fantatro zany a, marina e! Mba jereo anie ny ankabeazan´ny thème arosony e. Ampiontsika izy.
15. ikaretsaka
(
25/03/2004 13:41)
zay ny maha namana ani e.. mizara de mifanampy eo .. izy daholo iznay