Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..
1. kally
(
18/03/2004 17:24)
Inona ny tsy fahavaran-tena hitanareo eny @ olona akaiky anareo ka tsy zakanareo indrindra,ohatra hoe akanjo mivaha moron-tongotra sa akanjo miforiporitra ets.
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:31
2. donemaskit
(
18/03/2004 18:25)
tsy maintsy hoe akanjo ? rehefa tsy misolo akanjo mihoatra ny 2 andro dia tsy zakako ny ahy
4. ikaretsaka
(
19/03/2004 20:50)
ny akanjo tsy mipasoka sy ny mivaha morontongotra anie misy manao fanahy iniana e..
9. paulkraus1202
(
19/03/2004 09:53)
* ny vehivavy manao vernis à ongle nefa ny hoho mainty be
* ny kiriraro ratsy borosy zara fa nolalovana voridamba kely
* ny lehilahy manao cravate kanefa ny vozon-dobaka tandalerona
* ny kiriraro ratsy borosy zara fa nolalovana voridamba kely
* ny lehilahy manao cravate kanefa ny vozon-dobaka tandalerona
11. hendry
(
20/03/2004 13:39)
Ny maimbo helika, maimbo frôm sy maimbo hatsembohana @ ankapobeny.
Ny tsy mahavoa-tena ( volo, akanjo, fahadiovana)
Ny manana goût mifanohitra be @ ny an´ny tena ohatra manao bakiraro @ kiranil na manao tennis miaraka @ palitao.
Ny tsy mahavoa-tena ( volo, akanjo, fahadiovana)
Ny manana goût mifanohitra be @ ny an´ny tena ohatra manao bakiraro @ kiranil na manao tennis miaraka @ palitao.
12. kitjo
(
21/03/2004 09:22)
ra jean sy t shirt ny anatiny d le palitaho ts mihaja alou toa oh ts manin fa misy manao e,
14. donemaskit
(
21/03/2004 18:23)
hay moa ato @ fitiavana isika, za mbola tsy nampiaraka sady mi-palitao no mi-short aloha ka tsy haiko.... mety ho reveko ihany zany ka !!!
15. fiera
(
22/03/2004 14:59)
Ny fanadinoana ny fanaovana fitafiana matevina ka lasa tantera-mpahazavana.
16. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:41)
oay .. lamaody be iznay ramazkita an.. fa tsy short basikety fa ilay short misy bokotra ireny
17. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:42)
fa ny tena gravy koa @ vehivavy ilay manoa pataloha manaratena nefa hita be ny faritra silipo... gayyyyy
18. hendry
(
22/03/2004 18:04)
Fa tsy haiko na normal ho an´ny hafa ny fahitana hoe: olona manao costume, manao kiraro mihaja sady mangirana no lasa manao kasikety be loko be dia mitaingina bisikileta, hihihi
Tena efa nahita aho a!
Tena efa nahita aho a!
19. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:19)
mbola tsy nahita ilay amerikanina manao costume ianareo dia roller nyambany .. handeha hiasa ... miandahy miambavy
20. kitjo
(
23/03/2004 10:50)
le bisikileta aloha misy manao na mipalitao aza e,le ande hiasa reny
oh le lazain ikaretsaka " roller io ,bdb ko aty
(fa za tsy mipalitao refa mi roller aloha e,hiihhii)
oh le lazain ikaretsaka " roller io ,bdb ko aty
(fa za tsy mipalitao refa mi roller aloha e,hiihhii)
