Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..

41. nananie ( 29/03/2004 15:41)
Zany ary ve tsy vao maika mahafaly ny sasany?
42. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:15)
arakarak'ilay circumstance io ry nananie a
43. nananie ( 30/03/2004 19:17)
Aôna? Misy ary zavatra tsy hita akory tadiavina ho hita kou!hihihi!
44. bice ( 30/03/2004 11:16)
ka rehefa hita wazy nge le izy d tsy milamina ndray e
tsy d tena matsiro
hi
45. bice ( 30/03/2004 11:17)
ka rehefa hita wazy nge le izy d tsy milamina ndray e
tsy d tena matsiro
hi
46. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:33)
arakarak'ilay olona io ko
47. kitjo ( 31/03/2004 11:08)
ko ra tsary misy fefy ve ry Kally tsary tonga d mora mditra ny malaso (mikiroba io an), misy aza zany le fefy mbola misy ko tsary misy vyyy tsy le @ pataloha ndray ro tonga d direkitra b yyyyy
ra manao zipo vo maika loza fa nanin moa hoe ny foza
48. nananie ( 31/03/2004 12:34)
Karetsaka/ Ra sipa manja kely dia tsy koi zany? Fa raha efa bôfy dia gaygaygay!
49. kitjo ( 31/03/2004 12:38)
ka hadalany ny azy,fampisehoana mivelatra ozy ny olona zay
50. ikaretsaka ( 01/04/2004 05:54)
gaygaygay ahoana
51. bice ( 01/04/2004 07:08)
ka aleo hivelatra ze te hivelatra fa andron`ny fanatontolona zao e
samy mamelatra ny azy : ny sasany mamelatra amin`ny gasy, ny sasany amin`ny vozongo de bonne foana e
52. bice ( 01/04/2004 07:09)
ka aleo hivelatra ze te hivelatra fa andron`ny fanatontolona zao e
samy mamelatra ny azy : ny sasany mamelatra amin`ny gasy, ny sasany amin`ny vozongo de bonne foana e
53. fijo ( 01/04/2004 23:09)
inona marina ity resaka ity rankizy fa tena hoatry ny lasa lavitra an.
54. xxx ( 02/04/2004 13:04)
iverenako kely le sujet, aona ilay chffeur-na taxi be manao cravate sy chemise, dé mba hoe correct nefa ny ambany ny an'ny sasany maloto sy misaringotra , ny sasany aza mbola kilaoty tapaka sy misy kapa akoryhi!hi!hi!, iny koa alo dé tsy zaka e! , ny receveur @ izany aakanjo maloto ny an'ny sasany no saromana ilay tablier , vao maika manimba maso, tokony ny fahadiovana aloha vao ny endrka ivelany
55. nananie ( 02/04/2004 14:04)
In ary ty mbola manafina anarana ty le?! Tsy misy mahamenatra akory eo raha izany ny hiefenana. Tena tsy azoko mintsy zany paikanareo zany ry XXX a!
56. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:48)
mimich ilay X y nanaie a
57. ikaretsaka ( 02/04/2004 23:23)
ary ilay vevavy mipipi amorondalana
58. kitjo ( 03/04/2004 09:16)
hahahahhah
59. pitchou ( 03/04/2004 14:40)
aleo mipipi eny amoron-dalana toy izay hiaritra ny tsy zaka d harary rehefa avy eo! sa inona tokoa no mahatonga anareo lhl mipipi eny am-body hazo sy ambodi-poteau eny ary?
60. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:09)
fa vehivavy kosa ve ry pichou de hitan'ny olona heo io fa mitingitingina.. ohatran'ny hafahafa ka.. hoe maka coin kao de io fa mamely ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3631