Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..
101. besoiiin
(
03/05/2004 18:50)
ny ahy ny tena tsy reveko ilay sipa mangetotra be ireny! gay gay gay...!
107. fijo
(
05/05/2004 23:41)
ralema,aty ve ialahy dia tsy mahatsapa fa ireo sipa vazaha ireo ny 90%dia maimbo helika daholo.rehefa any amin'ny resto uni no tena ahenoana azy tsara.
108. pitchou
(
07/05/2004 17:21)
karetsaka> fa maninona kay no tsy maninona raha bandy?
angaha izy ireny foronina fa tsy tonga ho azy d raha te-... ilay sipa d ataony ahoana izany?
angaha izy ireny foronina fa tsy tonga ho azy d raha te-... ilay sipa d ataony ahoana izany?
113. xxx
(
16/05/2004 09:28)
ahoana ary ny ahafantarana ny aloha (devant) sy aorinan'(derrière) ny hazo (l'arbre) raha misy mafantatra ô?
115. xxx
(
18/05/2004 15:07)
devant l'arbre madio b fa derrière l'arbre misy maloto foana! satria ny oll tsy anao an'zany eo aloha fa any @ miafina foana e
118. xxx
(
19/05/2004 11:04)
somary makota ndray ity fa le valiny anefa d tena somary interessant ihany : rehefa mahita "caca" ianareo, d ahoana no ahafantarana hoe an'lelà io na an'vevavy?
119. nyna
(
19/05/2004 11:11)
fa nga ilaina fantarina koa zany ry xxxxxx a! hitako enao no manafina anarana fa ny zavatra lazainao tsapanao fa mety hanimba ny image-nao!
ary enao tena zatra mandinika an'izany zany an! samy manana ny fialam-boliny tokona io!
ary enao tena zatra mandinika an'izany zany an! samy manana ny fialam-boliny tokona io!