Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..

121. pitchou ( 20/05/2004 06:28)
mpnadinika sy mpitsikera ny maloto hoe
122. xxx ( 20/05/2004 11:54)
ka tsy d we zà no nandinika fa tsy te hahalala ny valina zany nareo?
123. fijo ( 20/05/2004 22:47)
raha tsy manarapofona dia lazao ihany fa raha misy fofona tehirizo ka.
124. chipie1 ( 21/05/2004 07:54)
beurkkkkkkkkkkkk
125. xxx ( 21/05/2004 17:20)
zany mihitsy ny réaction-ko t@ vao naheno le blague : zao ary le izy, ny an'ny vevavy hono manao zigzag miakatra satria mijery havia sy havana hono izy rehefa ao ambadik'ilay hazo (mataotra sao misy mahita), fa ny an'lelà hono mahitsy tsara satria zareo tsy mivaky loha na misy mahita na tsia!
126. pitchou ( 22/05/2004 20:49)
angaha ny vodiny no miodina havia havanana havia havanana fa tsy ny lohany?
127. fijo ( 24/05/2004 23:23)
ka ny an'ny sipa hono mifangaro ny loha sy ny hozabody ko.hay,hay hay,miomana ialahy rafijo fa ahita varatra indray.
128. chipie1 ( 25/05/2004 08:55)
sipany i fijo zany... dain
129. fijo ( 26/05/2004 22:51)
izay ary,raha ny sipako moa ka maninona fa hovana dia vita.
130. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:35)
secondeko kosa i fijo... hitako tany anaty boly io fa tena misy fifandraisany ny hozadoha sy ny hozatra mampi pipi sy mampi caca ny sipa!
131. fijo ( 31/05/2004 21:41)
marina io fa vaovao aminy dia lazainy fa za no mandainga.izay anie ny sipa e.isika foana no diso.
132. pitchou ( 01/06/2004 19:17)
ary ny an'i fijo sy karetsaka zany no hzadoha sy ny hozad... no mifandray? tandremo sao mifamatopatotra ao vao hoe vonjeo a vonjeo!
133. fijo ( 02/06/2004 00:31)
ny anay hozadoha sy hozadamosina no mifandray.izay no maha lahy anay ka.
134. ikaretsaka ( 02/06/2004 01:01)
raha nanao medecine ka nianatra momban'ny hozatra dia asa raha nahamarika io fa marina tokoa io tenin'i fijo io
135. mumu ( 03/06/2004 10:29)
fijo sy ikaretsaka reto tena tsy havitra mintsy!!

Maba nanao biologie iany za fa tsy nianatra an'izany rediredy nareo izany!!

136. fijo ( 03/06/2004 21:44)
rediredy indray angaha?izay ilay mahavoa anareo.rehefa marina ny voalazanay dia lazaina fa mitsara be fahatany e,rediredy e,tsy hay intsony e
137. mumu ( 03/06/2004 21:49)
fijo zay no mahavoa anareo zay zavatra mivôka ny vavanareo de lazainareo fa marina faona!!!

138. pitchou ( 04/06/2004 18:31)
tena mila miverina mianatra marina ianao karetsaka ka! marina mo! zao fijo lasa mino zavatra diso ko! asa loatyra izay nanaovanao azy io fa tsy mazava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1628