Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..
61. pitchou
(
05/04/2004 10:59)
d inona ary no azo atao raha tena poritra b eny an-dalana e! ilay izy anefa tsy mety tazonina mandra-paharivan'ny andro, ny tena mety tsy manana vola mody hidirana restau na glacier d hoe any no mandeha wc?
62. peluche
(
05/04/2004 12:35)
mampiomehy ty resakareo!tohizo fa tsra,tsisy ambara tsony zahay fa efa voalaza doly
64. ikaretsaka
(
05/04/2004 20:43)
zao fotsiny e.. raha mandeha iny atohatohabaton'ambondrona ve ianao io ry pitchou no positra dia hahasahy haka sisiny hamonjy vodi poteau de hitingitingina @ andro @ 6 sasany hariva ohatra
68. pitchou
(
08/04/2004 15:49)
d raha mandalo karetsaka d ataoko hoe mba avelao re zaho ry karetsaka mba ato anaty pikla nao no ... fa tena tsy tanty!
fa tsy mbola novalianareo ange ilay fanontaniako tery ambony e! mbola ampianareo probl indray aza. ahoana ary no atao?
fa tsy mbola novalianareo ange ilay fanontaniako tery ambony e! mbola ampianareo probl indray aza. ahoana ary no atao?
72. pitchou
(
09/04/2004 14:33)
raha mahita gabone indramina aloha d mety e! saingy eto Tana ange izao efa tsy mety indramana an'izany intsony ny olona satria be loatra ny mpamitaka e! fitoriana teny aza moa hitan-drizareo atao fitaovana hamitahana!
73. ikaretsaka
(
12/04/2004 01:18)
loza koa io an.. mosy hoe hitory teny nefa mitily ny ao an-trano de 1 andro apres pan.. goan any trano
78. fijo
(
16/04/2004 22:10)
izay,tsy hovoa izany ialahy.za koa vao mandondona dia halefako miverina fa mandreraka sy mandany andro
79. pitchou
(
17/04/2004 13:40)
ka efa mino "fotsiny" ihany v d mbola handany andro hihaino mpitoriteny fa nreo ko! vao eo ambavahady izy d tonga d lazaina hoe "izahay ato efa mino fotsiny fa aza mandrera-tena!"