Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..

21. donemaskit ( 23/03/2004 12:07)
rehefa hita ny faritra silipo dia esory !
22. pitchou ( 23/03/2004 16:29)
tsy aleo fantatra hoe manao silipy toy izay fantatra hoe tsy manao?
23. mity ( 24/03/2004 09:07)
Rehefa manao an'reny akanjo manaratena ireny anie de na silipo mainty no anaovana na string de tsy hita faritra mihintsy e!
24. hendry ( 24/03/2004 17:01)
mity> na tsy manao tsotra koa mba tsy ahatarafana azy ety ivelany raha manahirana.
25. fijo ( 25/03/2004 20:16)
andehana daholo amin'izay ary miborosy nify,mipasoka,manasa slipo,mibango volo,manapaka hoho,mamafa lelo,misolo akanjo ary avy eo dia matoria amin'izay.
26. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:27)
hatory @ olona be lelo ve
27. bice ( 25/03/2004 18:10)
rehefa misasa tsara isan`andro kosa klou d efa azo jerena e
aty dago mantsy tena mbola bobaka mintsy le olla tsy mahalala misasa akory nefa ny sasany tsy hay oe avy nanan v d midoaka b refa tratran`ny masoandro
beurk,
indrindra refa any anaty betax ka avy orana de hidina ny fitaratra
28. mity ( 25/03/2004 09:08)
hendry> ohatran'ny hafahafa be anie le tsy misilipo e! ny any ambanivohitra aza efa tsy fidiny ve.

bice> fa ny tena loza de raha miaramipetraka @ reny olona reny enao??... mifindra re le fofona an! lasa maimbomaimbo kou enao mivoaka avy tao.
29. nananie ( 25/03/2004 10:11)
hihihi! ny mampime dia na dia teniteninao aza we misy masisosiso zany, tsy tonga saina mintsy i ngah!
30. fijo ( 26/03/2004 11:04)
ngah angaha?ary i sipa maimbokely.asa aloha fa ny vazaha dia maimbo helika sy tsemboka e.
31. ikaretsaka ( 26/03/2004 11:58)
ny anahy t@ mbola nipiklabrousse fahiny fia misy ilay spray manala odeur ireny mihitsy dia rehefa tsy zakako intsony dia mody fikaiko hoe azafady aloha fa misy kadradraka de tifitifiriko..
32. fijo ( 26/03/2004 16:27)
ih,ih,ih,ary dia mila maromaro ialahy izany rehefa mafana any atsimo ko
33. nananie ( 26/03/2004 11:35)
Marina fa betsaka ny vazaha maimbo helika an! Fa refa lebebe izy dia mahalasa saina ihany!
34. kitjo ( 26/03/2004 16:28)
hihiihh
ny an sinoa ndray culture hono ny tsy manala volokelika,
d manao body na debardeur izy d le volo lava b manaraka ny tanany

d izy rht mitsy an, iray anatin'ny 15 no manala
35. kally ( 26/03/2004 17:36)
Misy milaza hoe mahasosotra raha tsy misiligany hono!nefa henoko koa fa raha ny tokony ho izy dia tsy tokony hisiligany satria mitondra microbe betsaka ny lamba,nefa aleoko ihany aloha manao sao idiran'ny rivotra e!
36. ikaretsaka ( 27/03/2004 15:08)
o ry kally.. ahako any efa natahotra hoa tsary manao ndroky di gaga ahako hoa tsary vaky kibo yyy re
37. nananie ( 27/03/2004 19:50)
Marina ny an-dry ry Kally! fa izy io kou efa misy nisafidy ny tsy anao mintsy anie e! Resaka confort angamba!
38. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:25)
tandremo tsy mahay mipetraka ary dia mampiseho ny tsy fiseho
39. pitchou ( 27/03/2004 18:47)
tsy mbola henoko indray izay!
40. ikaretsaka ( 28/03/2004 11:35)
tandremo ihany ry pitchou an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222