Ny tsy fahavaran-tena tsy zaka..

81. fijo ( 19/04/2004 19:50)
tsara ilay fomba fa hianaro ry zalahy e
82. nananie ( 20/04/2004 14:31)
pffff! Zany angaha no fanaonareo?
83. pitchou ( 20/04/2004 17:41)
ko ao an-tranonao ihany ni hihintsana ny vovoka ko! mitady raharaha supplémentaire?
84. ikaretsaka ( 20/04/2004 21:23)
hevitra mety ramaso an.. ireny mpitoriteny ireny aloha tsss
85. fijo ( 20/04/2004 21:50)
avy dia roahy fotsiny e.
86. nananie ( 22/04/2004 10:39)
ôtran'ny mandrôka alika!
87. fijo ( 22/04/2004 20:36)
ie,hivarotra boky no tena diany ko
88. pitchou ( 23/04/2004 14:45)
tandremo ihany ilay hoe mandroaka alika an! sao ny alika taman-trano no lasa e! hihihi
89. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:28)
tsss iny jamban'ny... taolana.. ka
90. pitchou ( 24/04/2004 08:01)
ka izay no mety hahalasa azy ko! sintonin'ny sasany @ .....;taolana d lasa manaraka azy!
91. ikaretsaka ( 24/04/2004 19:47)
manompa tena indray nareo vehivavy an...
92. pitchou ( 26/04/2004 05:47)
nareo lehilahy no tena mpanaraka olona otran'izany ko! d any d very any! ary ny loza @nareo d nareo tsy maharitra sy tsy mahafehy tena raha vao mahita! sa tsy izany ry karetsaka? ary raha tsy mahita aza moa d mitady hatrany @ .... !
93. ikaretsaka ( 26/04/2004 19:47)
hi hi hi .. hay mo
ahitsiko kely
Ny bandy Jamban'ny F sy V de ny sipa jamban'ny L sy V ko
94. fijo ( 28/04/2004 23:09)
inona daholo ilay F V L fa tsy arakay e
95. nananie ( 29/04/2004 16:54)
Fa tsy bandy ve nareo e?

Ika sy Ramaso reto mbola asian'ny sipa fa ataovy ihany. Zay vao mikoretaka miverina .
96. fijo ( 29/04/2004 21:43)
ka tsy hay ko nananie ko.tsss
97. nananie ( 30/04/2004 10:08)
Ry zareo koa tsy manazava anao.
Anontanio an'i zokinao.hihihi
98. angie ( 30/04/2004 10:44)
ny ahy ny tsy tiako ilay manatsoboka ny sotrony ao anaty laoka fa tsy maka @ sotro efa misy eo. Ataonay hoe manotsana io.
99. pitchou ( 02/05/2004 17:00)
izany ve tsy mitovy @ mifandimby sotro?
100. nananie ( 03/05/2004 14:23)
Angie sy Pitchou/ dein. zany kosa alou tsy lasa e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2726