anatra ity...
1. joda
(
18/03/2004 16:37)
aza loza ry mpifakatia raha hiady lava a...mifankaleo ny farany dia misaraka...malahelo ery anefa rehefa avy eo fa lasan'ny olona ny entana
novalian'i fijo ny 31/03/2004 20:59
4. ralipo
(
19/03/2004 20:25)
eny ho'a ny entana lasa hoy ny ohabolana leo ihany, fa ny fidingin'ny rambony koa mbola ao, ka dia Tanala very sampy izany ry joda a!
8. psykatr
(
19/03/2004 20:28)
Zao: rehefa miaraka @ sipa dia esorina ao an-tsaina mihintsy ilay hoe: anahy, fananako, entako,
...sns. Fa mitarika troubles maromaro any aoriana.
...sns. Fa mitarika troubles maromaro any aoriana.
10. joda
(
19/03/2004 13:01)
misaotra betsaka e...tsy vitan'ny nampionona ianareo fa mbola narahina vola aminkarena ka dia onerana be ny lany eeee
14. pitchou
(
21/03/2004 17:51)
"ny entana efa lasa tsy miverina intsony"! ka izany izy hoe entana ko! raha zavatra hafa ahay!
