anatra ity...
21. joda
(
25/03/2004 13:30)
lehilahy akia izaho ry kallie a...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/joda ny 26/03/2004 01:30
22. fijo
(
26/03/2004 10:04)
peluche>tsy aleo ve mampiomehy toa izay manao izay ahatezitra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 10:04
25. ikaretsaka
(
27/03/2004 12:09)
marina mihitsy io.. tsy adala akory i hery nanao hoe tsiky de ampy
26. kitjo
(
27/03/2004 15:04)
ny an hery mitsiky ange fa tsy miome e
miome mahatsara fahasalamana moa mitsiky mahatsara tarehy
miome zanyu refa avy mitsiky sa tsiky dia ampy?
miome mahatsara fahasalamana moa mitsiky mahatsara tarehy
miome zanyu refa avy mitsiky sa tsiky dia ampy?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 15:04
30. fijo
(
30/03/2004 20:01)
inona ohatra?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 08:01
31. bice
(
30/03/2004 11:28)
ny an`ny bandy mety tsy d hitsiky fa nen`sipa no asa? tsy fantatra
mbo sokafy ny avavany lereto a
mbo sokafy ny avavany lereto a
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 30/03/2004 23:28
32. kitjo
(
31/03/2004 13:25)
tttssss, hanao invention hafa eo ndray ny sasany,
inona no hitsiky eo fa bedin Hery eo fa manimbazimba ny slogany
inona no hitsiky eo fa bedin Hery eo fa manimbazimba ny slogany