Rehefa maty ny olona....

1. jhouhlambout ( 17/03/2004 19:47)
Fait scientifique:
Rehefa maty hono ny olona dia mihena 21 grammes foana ny lanjany,
-Le poids de l'âme?!?
-Lanjan'ny fanahy vé?
2. rasta ( 17/03/2004 09:48)
Ny fanahy dia misy lanjany fa tsy amin'ny maridrefy kg na g, sns..fa amin'ny mari-drefy tsy fantatra.
3. jhouhlambout ( 17/03/2004 13:35)
Fa efa natao edute mihintsy io,
ka t@ alalan'ny satatistika azo avy eo no nanaovana fa en moyenne very 21 grammes lé olona réfa maty.
Zany hoe nisy zvtr lasa tao aminy , inona ary?
4. hendry ( 17/03/2004 14:47)
ilay aina zany koa inona ndray, maty izy tsisy aina ntsony.
5. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:10)
21 grammes izany no lanjan'ny aina?
6. fijo ( 18/03/2004 11:13)
nifintina izy ka.
7. kitjo ( 18/03/2004 12:57)
k maina d mifintina ko,
misy olona anjaina zany fa ho fantatra oe ho faty? d firy minute apres no mihena anzay sa firy andro?
8. jhouhlambout ( 18/03/2004 20:27)
Misy etude mihintsy momba an'io, minoa ahy fa @ zao fotoana izao dia misy @ irey olona efa antitra be ireny ao @ Hopitaly no anaovan-dry zalahy experiences
9. kally ( 18/03/2004 16:38)
Statistika,ets miala tsiny aho ry Jhoulahmbout fa raha misy zavatra faran'ny tsy inoako dia ny statistika statistika io!
10. jhouhlambout ( 18/03/2004 19:15)
miala tsiny aho ry Kally fa ny statistika no ahafantarana ny zava-drehetra, ohatra hoe: iza no nahazo biz'oroka be indrindra? dia statistiquement izy(ilay be biz) no be pitia!!!!!
11. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:31)
samihafa ny manisa sy ny manao statistika an..
12. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:22)
Avy aiza ny CHIFFRES nanaovana statistika? Noforonina vé?
Sady nga tsy statistika no atao rehefa vita ny Fifidianana filoham-pirenena ohatra?Dé zay voafidy ho filoha no nahazo salan'isa bé indrindra!!!!
13. librepenseur ( 19/03/2004 19:36)
jhouhlambout > Raha ny fahafantarako ny lohateny nataonao ka raha efa voaporofo ara-statistique ilay voalaza dia izao: Ny aina (Energie) mitondra ny olombelona dia tsy maintsy misy valeur daholo, anjaran'ny tsirairay no manakatra izany na fanahy izany na hery sns...
14. kally ( 19/03/2004 18:25)
Ny fanahy dia tsy azo isaina,noho izany tsy azo lanjaina koa,ary averiko ihany raha misy zavatra tsy azo inoana dia ny statistika satria io dia fandinihina isa notsongaina avy @ fanisàna,izany hoe isa tsy feno no dinihina ka hamaritana ny toetran'ny isa feno,noho izany tsy azo ianteherana.Noho izany tsy marina fa mihena 21g ny lanjan'ny olona rehefa maty izy.
15. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:34)
Manaova experience, dé aza gaga raha mahatsikaritra fa marina ny teniko
16. kally ( 20/03/2004 18:03)
hi hi!ianao kouoouuuuou!
17. jhouhlambout ( 20/03/2004 13:08)
Kou, zay kou, aleo ianao no
mi-vérifier azy @ zay sure tsara
18. kally ( 21/03/2004 17:23)
Izaho hiraharaha?
19. jhouhlambout ( 21/03/2004 19:57)
angamba...
20. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:06)
ohatran'ny karazana hormones hono io zavatra 21 gr io dia mivoaka @ lavaka rehetra rehefa maty ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182