Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
donemaskit ( 15/03/2004 20:59)
grands classiques
ireo hira heverinareo fa be mpitia sy mpahalala indrindra eran-tany... tohiny
xxx ( 15/03/2004 18:18)
sipa&rap
mitady sipa mikiff rap tsy miankina @ clan na groupe nefa kosa mahafe ny rap tsara ny tiako lazaina @ le mahafe de tsy we voatery mahay mivazo rap fa rehefa tsy mivadika @ rap fotsiny de mahafe azy z... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 21:36
hendry ( 15/03/2004 17:52)
indicatif fôsika @ tél
Zaho ry reto dia anisan´ny victime @ ity indicatif fôsika @ tél aty ivelany ity a. Nisy offre d´emploi t@ gazety dia mba kinga ery ny tena namaly satria mba te hahazo asa. Nony niantso aho nefa di... tohiny
hendry ( 15/03/2004 17:47)
ankizy mandao ny tranon-dray aman-dreny
Be no milaza fa rehefa 20 taona no mihoatra dia tokony tsy hitoetra @ rad-ny ntsony ny ankizy. Raha mbola mianatra nefa ilay ankizy ary tsisy antom-pivelomana dia ho aiza ary hanao inona? Misy nefa r... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:59
hendry ( 15/03/2004 17:43)
ray aman-dreny mampirafy, inona ny andraikitry ny zanaka?
Mbola mivady ara-dalàna ilay rad-ny fa tsy miray mipetraka fotsiny noho ny fitadiavana. Na zany aza dia mihaona indray mandeha isan-kerinandro farafahakeliny. Ny ankizy mipetraka any @ ilay rangahy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/04/2004 14:51
bedard ( 15/03/2004 17:36)
ny fanahy sa ny bika aman'endrika????
nanao these ny namako mianatra sociologie sy psycho iray zay ka izao ny nivoitra tao: -tsy maharitra lotra ny fitiavana na fifandraisana niompana lotra tamin'ny bika. -somary ela vao raikitra ny mi... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 22:20
xxx ( 15/03/2004 17:27)
Manimba ny fiaraha-monina ve ny fivavahana kristianina eh?
Mba manontany anareo aho hoe manimba ny fiaraha-monina ve ny maha kristianina ? ... tohiny
novalian'i rhaj ny 22/03/2004 17:51
dd ( 15/03/2004 15:13)
Sao mahasoa ! Skype -> http://www.skype.com
sao mba efa nisy nanadrana ity ... izaho aloha vao nanomboka ni installer azy fa na efa marobe aza ny olona ao mbola tsy nahita namana malagasy aloha e ! ... efa misy ihany ny yahoo messenger sy n... tohiny
novalian'i ikanoro ny 22/03/2005 16:51
jhouhlambout ( 14/03/2004 12:00)
Iza no tia basket?
Fa maninona?... tohiny
jhouhlambout ( 13/03/2004 18:39)
Izay manan-kevitra...
Rapport sexuel avant le mariage, inn ny hevitrareo @ izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 19:48
ikaretsaka ( 13/03/2004 15:07)
inona ary izany
inona ay izany.. zavatra kely fafimafy misy lohany menamena dia maimbo pipi... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:29
gable ( 13/03/2004 14:11)
ny mahafa-po
Inona no tena atao mba ahafa-po ny vehivavy?... tohiny
novalian'i rafilo ny 20/04/2004 12:06
joda ( 13/03/2004 13:58)
inona no tianareo ry manangy..
inona no tianareo lehilahy be volotratra sa be volombava be volotongotra be volokelika be volo..... pelaka kosa raha dia tsy misy ny 1 @ireo e... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:17
jhouhlambout ( 12/03/2004 20:53)
pour sa contre?
Ny abstinence... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2004 23:57
jhouhlambout ( 12/03/2004 20:52)
Fa ahoana lé?
Betsaka ny milaza(surtout.....), fa tsaratsara kokoa ny miaraka fotsiny réfa miaraka! Fa maninona?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 20:34
jhouhlambout ( 12/03/2004 20:31)
Nakaiza....?
Nakaiza ny tanteliko teto ô?... tohiny
xxx ( 12/03/2004 18:44)
tokony hatevenina ny fampianarana lalàna ny mponina
Tena tokony mba heverina izay ahafantaran'ny mponina ny lalàna amin'ny asa ataony na ny ara-piaraha-monina, fa manjary katahotra daholo ny fokonolona raha vao misy sahy mitonona fotsiny hoe manana to... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 23:43
jhouhlambout ( 12/03/2004 18:00)
Hira manao ahoana?
Inona ny karazana hira tianareo? Fa maninona?... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:39
2689 ( 12/03/2004 16:04)
Le poulet traverse la route
[Hatsikana sy Lalao] Ialan-tsiny ny teny baiko, niniana tsy nadika fa manjary miova ny hevitra, dia mba ampio izay tokony ho fihevitry ny olo-malaza Malagasy momba ny lohahevitra. Ialan-tsiny koa raha... tohiny
nananie ( 12/03/2004 15:03)
Fihaonana.
Ary hono woa, mba nihaona ihany ve isika taty am-pita e?Dia taiza?Mbola misy miheritreritra ny hihaona ?... tohiny
novalian'i ralay ny 02/04/2004 04:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9914