sipa&rap

1. xxx ( 15/03/2004 18:18)
mitady sipa mikiff rap tsy miankina @ clan na groupe nefa kosa mahafe ny rap tsara
ny tiako lazaina @ le mahafe de tsy we voatery mahay mivazo rap fa rehefa tsy mivadika @ rap fotsiny de mahafe azy zay
tsy maninn raha vao hianatra raha tena tia fa taitaitra fotsiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 21:36
2. xxx ( 21/03/2004 18:42)
Ampianarina midongizina ve?
3. xxx ( 22/03/2004 17:20)
midongizina awona zany le? tsy azoko
4. xxx ( 22/03/2004 17:23)
midongizina awona zany le? tsy azoko
5. paiso ( 23/03/2004 20:04)
mba manorata aty fa za partante é! D avelao zay anakiana anakiana fa tsy koi!!!
6. ngama ( 24/03/2004 14:36)
izany misy valin-teny paiso be :-D
7. nananie ( 26/03/2004 13:01)
Da aôn klé?
8. mozart ( 02/05/2004 17:09)
atao inona aloha sipa sy ny rap e? za zao sady tia sipa no tia rap de ahoana?
zany hoe sady miondana instah no mirima @ .....matôsy
9. fijo ( 03/05/2004 22:49)
ampiaraho tsara fa revy izany e
10. ikaretsaka ( 09/01/2005 03:58)
fa ahoana no heo tsy membre na clan?
11. fijo ( 26/01/2005 21:36)
dia mitourne le vent
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007