ankizy mandao ny tranon-dray aman-dreny

1. hendry ( 15/03/2004 17:47)
Be no milaza fa rehefa 20 taona no mihoatra dia tokony tsy hitoetra @ rad-ny ntsony ny ankizy. Raha mbola mianatra nefa ilay ankizy ary tsisy antom-pivelomana dia ho aiza ary hanao inona?
Misy nefa rad-ny sorena mahita ny zanany efa lehibe mbola mijanona ao an-trano, lazaina fa kamo hisasatra. Raha mandinika ny fiainana ao Dago nefa sika dia mahalala fa tsy mora ny mahita job indrindra raha mbola mpianatra.
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:59
2. joda ( 15/03/2004 18:34)
io aloha mora ny miteny e...en réalité tsara ny ankizy vao kely dia tsy maintsy mi se responsabiliser..ny aina tsy mifametra hoy ny ntaolo ka amiko dans la vie il faut etre debroillard ary il faut un début à tout....asa izay eritreritry ny sasany
3. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:36)
ka ilay debut a tout io no heo rehefa afaka bacc dia lasa miady eul any alavitry ny ray amandreniny any, tena mitaiza ilay izy
4. peluche ( 16/03/2004 09:49)
hoe lasa débrouillard sa mitaiza ahona io?tsy fantatro ny any ivelany fa raha ny aty aloha sarotra e,ohatrany lazainy i hendry io
5. kally ( 16/03/2004 16:20)
Rehefa tena vonona tsy sarotra izany,izy aloha tsy mora e!fa azo atao.Ho anay ohatra t@ handeha hianatra teny @ oniversite dia voatery mitokana irery,ary ny ray aman-dreny tsy hoe hanam-bola be hanofana trano tsara fa dia nihafy tamin'izay trano tsotsotra azo nisitrihina teny t@ fotoana nanakatonan'ny fanjakana ny citén'ny mpianatra.Dia midebr irery rehefa marary sy lany vola e!mihafy sy miharitra vita foana io rehefa tsy maintsy atao.Na hihinam-bary tsy misy laoka na handeha tongotra be fa tapaka.
6. ikaretsaka ( 16/03/2004 18:20)
rehefa tsy maintsy lasa ho azy io e.. ny aza mararay ihany f aio ny tena gravy
7. kitjo ( 17/03/2004 11:32)
marina zan yry ikaretsaka
8. hendry ( 17/03/2004 14:03)
Tsy mandà ny tenin´i Kally aho, marina zany saingy zay lazainareo rehetra zay hoe: rehefa tsy maintsy dia vita foana. Ka ilay izy tsy raisina @ hoe tsy maintsy fa @ ankapobeny. Azo eritreretina ve hoe, tsy ny ankizy tsy maintsy hiala @ rad ihany, fa ny zaza gasy @ ankapobeny afaka ny hahaleo tena vao tonga ny faha 20 taona?
9. hendry ( 17/03/2004 14:06)
Ho an´i Dago dia hitako fa sarotra e. Ny offre @ job tsy dia misy firy, firy nefa ny isan´ny zaza gasy mila ilay job? dia ho vita ve zany?
Tsara be ilay hoe débrouillard sy indépendant fa ny fanatanterahana araky ny zava-misy iaraha-mahita tsy mora. Rehefa tsy maintsy vita, marina zany, fa raha tsy maintsy hiala ny tranon-drad daholo ny zaza gasy @ faha 20 taonany, hanao inona daholo hivelomany sady hianarany ho an´zay mianatra?
10. kally ( 17/03/2004 15:52)
Ny mahavoa ny ankizy gasy dia misy kenakenaina loatra,ary io zarina izy hiala fa raha zatra toloram-potsiny koa anie ny ankizy dia miandry eo foana e!Ny asa na dia tsy ampy aza dia misy ihany fa matetika ny maha-izy azy ilay ankizy koa no mahatonga azy tsy ho voaray hiasa,na koa hoe izaho ve izao ny diplaomako dia hanao an'io asa io?Miasa aloha na kely karama na hihafy dia mitady ny tsaratsara hatrany e!Fony izahay nianatra atao daholo ity asa tselika rehetra ity,rehefa avy mianatra ilaozana miasa manao extra tany @ espace Dera na Panorama sitrany ahay manampy ny vola miditra rehefa sabotsy alina na zoma alina.Manao aferafera manao mpanelanelana ny mpivarotra sy ny mpividy sitrany ahay tombom-barotra hahazoana vola na kely aza,rehefa vonona mikaroka ho azy e!fa raha hiandry zavatra milamina tsara sy tonga dia hampidi-bola be dia eo no raisina,avy eo vao mihazakazaka mahandro sakafo sy mianatra lesona ,nony mba efa nahaihay karamain'ny ankizy any @ lalam-piofanana hafa hitsara ny rapport de stage na ohatr'izany ary ny ezaka sy ny fihafiana nataonao dia misy valiny foana.Mianatra mitsikaraka e!izahay aza anefa t@ izany azo lazaina mbola zaza satria tsy mbola 20 taona akory e!
11. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:18)
rehefa vacances dia manao saoferana taxi brousse miaraka @ fijo.. nanamy ny tena hikarataka koa ireny
12. kitjo ( 18/03/2004 13:21)
marina ny an kally fa zay no mahavoa antsika ao Dago matetika, miandry an le kenakenaina fona sy oe tsy te hankasarojavatra d miandry toloram-potsiny,
Bdb ny zvt azo atao na ao Dago aza rehefa vonona mahita foana
Fa le oe miala ny tranon RAR ngamba no mbola tsy ao anatin civilisation iainantsika, resaka "fahaleova-tena" no resahiko, raha mbola oe tsy manambady matetika dia culture koa ngamba le oe "tsy misara-mianakvy", io ndray aloha tsy resaka oe "kenakenaina" fa misy idiran resaka culture koa e.Ze mahasamihafa antsika @ tandrefana
Fa miova foana koa ny fiainana d miankina @ fianakviana tsiray2
13. jhouhlambout ( 20/03/2004 20:21)
Ny gasy dia miaina tanteraka ao anatin'io esprit de famille io.
(Mahafinaritra satria tsy mahatsiaro tena irery).
Fa, amiko manokana dia: resaka safidy io na koa fifanarahan'ny RAD sy ny Zanaka.Mila mifanadinika ry zareo mba ahatongavana @ solution mahafapo ny rehetra.
14. kally ( 20/03/2004 11:19)
Ny hoe mandao ny tranon-dray aman-dreny anie tsy midika hoe hanalavitra azy ireo koa e!ary rhefa irery ianao vao tena tsaroanao ny fitiavan'ny ray aman-dreninao anao ka mahatoga anao hanaja azy bebe kokoa aza.Ny miantehitra loatra @ ray aman-dreny koa mantsy tsy tsara ary raha taran'ny manodidina ny 20 taona ianao no miala ny tranon-dray aman-dreny dia ao no raisina indrindra ny lehilahy.
15. hendry ( 20/03/2004 13:28)
Raisina @ ahoana ry Kally?
16. kally ( 21/03/2004 17:22)
Ka izay mantsy ho'a,ny ankizy nijanona ela loatra t@ ray aman-dreniny matetika tsy mahay mamaha olana irery,vao misy olana kely di mivaralila sy mitomany.
17. kitjo ( 21/03/2004 09:28)
na mbola ao antrano RAR zany na tsia d mila mianatra izay miatrika ny fiainana izay e,fa wen b marina kosa aloha ra oe misy maka vady vao miala ao antrano vao mande manao stage mitady an mama oe aona ny mahandro vary sns...
18. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:53)
aza hitako!! ireny zatra solafa ireny no mpanao an'io an
19. kitjo ( 22/03/2004 14:26)
k na misy mpanampy ang etokony zarina iany koa ny ankizy e
oh oe samy mampirina ny chambre-ny,manao couvert,...manasa ny lamba fa le drap sy blouson b rney ohatra ts manin ra le mpanampy no manao azy
20. ikaretsaka ( 22/03/2004 15:43)
raha manasa lamba sia leoko ihany fa ilay tsy mahay mahandro ny sakafony kosa trop e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6475