ankizy mandao ny tranon-dray aman-dreny

21. kitjo ( 22/03/2004 14:26)
k zay,vao afaka manao d tokony ampianarina izay mba tokony ho hainy e,
ohatra ange no nolazaiko fa ngah moa d izy rht kosa, tsy mianatra eo ndray izy fa oe nanasa lamba,hihihi
22. hendry ( 22/03/2004 17:53)
Marina io hoe ny zatra mpanampy matetika no tratra an´io. Rehefa mba miaraka manao voyage d´études @ mpiara-mianatra, na manao vacances en groupe vao miseho ny tsy fahaizana n´inon´inona.
Oainina be.
23. hendry ( 22/03/2004 17:55)
Indrindra rehefa ilay tsy maintsy manao afo kitay dia mila misorona afo. Marina fa tsisy manao an´zany ntsony ny ankabeazan´ny mipetraka an-tanan-dehibe nefa na zany aza miavaka eny foana ny zatra mpanaoa mahay mikarataka sy ny tsy mandray ravin-deny mihenahena tsy mahita atao.
24. kitjo ( 23/03/2004 14:44)
tsy mahay manao ranom-bary,
manao akanjo miforiporitra fa tsy mahay mipasoka....gggrrrrr
25. hendry ( 24/03/2004 16:51)
Sady raha fera saribao koa anie mety maha lasa kamo ho azy, aleony tsy mipasoka ny akanjo.
26. kitjo ( 24/03/2004 18:55)
araka2 ilay akanjo kosa e,dtokon refa manasa amba d tsy vela maina b ra machine d ahatona@ceintr
tsy olana b lotra fa akopaka sr d atao @ceintre rf ahay
zay lony fikako refa periode d exam tsis ftona ipasohana e.
afats oe lamaody mits le mifortra2 d hafa iny
27. fijo ( 31/03/2004 23:26)
fa ilay resaka dia ilay fialana ao an tranon D'rar.
any mada io dia sarotra hoan'ny rehetra.na dia misy mahavita ihany aza.fa na mipetraka ao an trano koa aza tsy tokony hiandry fotsiny ka.za hoatra dia tao amin'ny RAR fa tsy mihinam potsiny fa arak'io voalazan'ikaretsaka io dia miasa aho rehefa vakansy.
fa misy dia tena miandry fotsiny ao,dia rehefa avy eo na ny hitady asa aza dia mbola mila aide koa vao sahy manatona olona,izay no ratsy.
28. hendry ( 08/04/2004 14:08)
ka misy koa anie ny rad mihitsy no tsy mamela e! mba te hanana job kely enao ohatra ivelan´ny fianarana dia raràna hoe: zahay mahavelona anao fa ny fianarana atao tsara e! inona ny andrerahan-tena @ zany, ngah tsy ampy anao ny ato an-trano.
29. fijo ( 08/04/2004 22:52)
raha vakansy kosa dia miadiva e.aleo aho mba hitady hoe.
30. kitjo ( 09/04/2004 14:49)
miova koa ange n fiainana, tokony ampahafantarina ny RAR zany,
fa enao v isak ny hanao zvt kosa d andeha hangataka vola foana.
Misy ny momba anao :fianarana, fitafiana, sakafo .. an RAR ts manin ra zay no tiany, fa ra mba hande hividy zvt ho an sipanao v enao zao d oe meo vola a dada
31. karinahbk ( 16/04/2004 05:23)
a chacun ses idées c le ying yang ki regne et c très bien samy marina daholo
32. pitchou ( 16/04/2004 12:31)
tsy haiko aloha fa zaho mbola mpianatra tany @ lycee d efa nahay nikarataka e! mikarama manjaitra, mivarotra voanjo, mampanao cours ... ny zanaka gasy manko tsy mba mahazo argent de poche izany aty (ny ankamaroany fa tsy ny zanaky ny mpanana akory)! d izany no nahavitana ny fianarana tiana natao. tsy fantany mihitsy izany raha tsy afaka elaela, ary ny fianarana nandiana ny vola azo tsy nisy fantany na iray aza t@izany fotoana izany fa taty aoriana izy vao gaga hoe taiza no nahaizana an'izany.
fa vao vita ny fianarana d niala tao @ RAD aho. tsy nisy resaka tsy fidiny fa safidy, ary tsy azo norarana satria efa nahafantatra aho fa afaka mizaka izay ilaiko rehetra.
33. fijo ( 16/04/2004 23:59)
izay mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866