inona ary izany
1. ikaretsaka
(
13/03/2004 15:07)
inona ay izany..
zavatra kely fafimafy misy lohany menamena dia maimbo pipi
zavatra kely fafimafy misy lohany menamena dia maimbo pipi
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:29
7. ikaretsaka
(
16/03/2004 13:49)
Borne kilometrique ny valiny ryzareo fa aza ratsy saina 1 trano eo an
8. jhouhlambout
(
17/03/2004 19:23)
Dé iza no andany andro ipipi eo?
(ny alika tsy ao anatiny satria kely loatra dé tsy maimbo pipi lé borne)
(ny alika tsy ao anatiny satria kely loatra dé tsy maimbo pipi lé borne)
9. drtriniti
(
17/03/2004 12:30)
Ialisany koa izany dia tsy hain'ialahy isany: An... leisy izany ah! Lampe de posse kely mirehitra mena.
14. kitjo
(
19/03/2004 19:27)
ka na ao Tana aza io feno ko
fa tsy borne ngamba fa poto d misy le satroka mpiasan jirama mena2 sa orange moa,adino ery ambony ery
fa tsy borne ngamba fa poto d misy le satroka mpiasan jirama mena2 sa orange moa,adino ery ambony ery
16. kitjo
(
22/03/2004 13:40)
ka le borne maimbo pipi zany ko,oh oe PK...fa tsy izy rht fa le ray hitan ikaretsaka no anontaniany,
ary ikaretsaka mety ....teo znay matoa naheno an le izy an, ny borne manko eny @ lalambe tsy heno ra any anaty tobil na mandalo fts
ary ikaretsaka mety ....teo znay matoa naheno an le izy an, ny borne manko eny @ lalambe tsy heno ra any anaty tobil na mandalo fts
17. ikaretsaka
(
22/03/2004 17:14)
mandaika kosa izay tsy mbola nip.. tamorondalana raha mpanao long voyage tany dago e
